Other News

« Camp de basket-ball d’élites » : fivoahana any ivelany voalohany ho an’i Jean Felix

Misitraka ny fandaharanasan’ny Fiba Afrika, eo amin’ny lafiny fampiofanana ny tanora mpanao basikety sangany eto Afrika, i Madagasikara. Mpilalao 4 mianadahy sy mpanazatra 2 no miatrika izany amin’ity volana ity. Nanomboka omaly 20 septambra, any Ba­mako Mali, ny fiofanana « Camp de basket-ball d’élites ». Malagasy 3 lahy no solontenan’i Madagasikara, miatrika […]

INDRAY MIJERY

Nanomboka omaly ny hetsika ara-panatanjahantena sy ara-kolontsaina ataon’ny mpiasan’ny fahasalamana manerana ny faritra 23, etsy Mahamasina. Hitohy anio izany ho fanehoana firaisankina sy fiaraha-mientana eo amin’ireo mpisehatra. Izy ireo no mampihodina ny sehatry ny fahasalamana any amin’ireo tobim-pahasalamana manerana an’i Madagasikara. Manamarika ny faha-40 taona niorenany ny fakiolten’ny Siantsa sy […]

AMBASADAORON’I AFRIKA ATSIMO: Hitondra ny raharaha eo anivon’ny Sadc

Noraisin’ny ambasadao­ron’i Afrika Atsimo, i Sisa Ngomba, ny fiandohan’ny herinandro teo, tetsy Anko­rondrano ireo kandidà miisa 11. Nampanantena sy nanome toky ny masoivoho fa hampita amin’ny governemanta Afri­kanina Tatsimo ny vontoatin’ izao fihaonana teo amin’izy ireo izao. “Tena manan-danja sy maika izao dinika izao… Manana rafitra misahana ny lafiny fiarovana […]

FIVONDRONAN’NY KANDIDA: “Mila sahy sy mijoro ary miara-mientana isika…”

Nanao fanambarana ireo tanora sy vehivavy miara-dia amin’ireo kandidà 11 fa tokony hiaraka hijery ny hoavy ary ha­nohana ny hetsika iarahana. “Sahia mijoro isika tanora sy fikambanam-behivavy ary hamafiso ny fiaraha-mientana, efa misy eo amintsika. Mian­drandra antsika i Madagasi­kara”, hoy izy ireo. Nohitsin’izy ireo fa mahazo laka ny tsy fanarahan-dalàna, […]

Raharaham-pifidianana: Manome toky ny Praiminisitra Ntsay Christian

Nanome toky ny Malagasy ny Praiminisitra Ntsay Christian fa hisy ny fifidianana. Mitotaly 63 miliara Ar ny vola hanaovana izany. Hisy tokoa ny fifidianana filoham-pirenena izay hatao eto amintsika ny 9 novambra ho avy izao. Araka ny fanambarana nataon’ny Prai­minisitra lehiben’ny governemanta ifarimbonana, Ntsay Christian, omaly. Efa misy vola mitentina […]