Other News

VAOVAO TAMBATRA

Mampiomana ny Jirama fa hofoanana ny « auto-relevés », fakan’ny mpanjifa mivantana ny fandaniana jiro sy/na rano amin’ny kaontera. Hanomboka hitety tokantrano haka ny tarehimarika ny mpiasan’ny Jirama amin’ity volana septambra ity. Maro ireo mimenomenona manoloana izany any anaty tambajotra sosialy. Miisa 34 000 ny andrin-jiro vaovao an’ny Jirama vita […]

Alaotra Mangoro : tantsaha 3 000 nisitraka hanam-pamokarana

Nizara hanam-pamokarana, masomboly voly avotra sy zezika hiatrehana ny taom-pambolena manaraka ao amin’ny faritra Alaotra Man­goro ny minisiteran’ny Fam­bolena sy ny fiompiana, ny sabotsy teo. Manodidina ny 3 000 ireo tantsaha nisitraka izany. Betsaka ny voka-bary simba taorian’ny filatsahan’ny havandra ny faran’ny volana jona teo. Lasibatra tamin’izay ny tao amin’ny […]

Onitra tsy voaloa: hatao lavanty ilay kamiao

Niroso tamin’ny fanagiazana ny kamiao, fananan’ny mpandraharaha iray any Antsinanangavo, Soanierana Ivongo ny vadintany, ny 8 aogositra teo. Antony, tsy notanterahiny ny didim-pitsarana mandidy azy handoa onitra mitotaly 76 tapitrisa Ar ho an’ny olona, tompona haino aman-jery tsy miankina iray any an-toerana. Toy izao ny fitsinjaran’io vola io. Onitra amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Araka ny tapaky ny fivoriambe, hanisa ny mpikambana ao aminy ny Seces Sampana Antananarivo, ka misy fandaminana mikasika izay ho an’ny mpikambana rehetra. Hanatanteraka fivoriambe fanehoan-kevitra koa ny Fiombonamben’ny Sendikàn’ny mpiasa Mala­gasy FSMM sy ny SECES ny sabotsy ho avy izao, eny amin’ny “Cathédrale DEGS”. Ny “vacataire” izay maro anisa […]