« Café-Histoire ». Johary Ravaloson, nanoratra ny boky « Ratsimilaho, roi des Betsimisaraka” no hitafa amin’ny mpankafy ny “Café-Histoire”, ny sabotsy 23 septambra 2023, eny amin’ny Musée de la Photographie de Madagascar, Anjohy. Ny mahakasika ny boky sy ny manodidina ny voalaza ao anatiny no horesahan’ity mpanoratra ity amin’izany. “Rire de lire”. Tontosa […]
Other News
Sary Hosodoko : hiranty any Chine ny haikanton’i Natoa Rasolonjatovo
Tanterahina anio, any Chine, ao amin’ny tanànan’i Beijing, ny fetibe ana habakabak’i Chine sy Afrika amin’ity taona 2023 ity. “Habakabaka ifampizarana, nofinofy sinoa sy afrikanina” no lohahevitra voizina mandritra ity fety lehibe ity. Hetsika haikanto maro no ho hita mandritra izany. Anisan’izany ny fampirantiana ireo hosodokon’ny mpahay kanto maro samihafa […]
« Slam nationale 14 » : feno ny fandaharam-potoana
Anisan’ny hetsika ho hita mandritra ny « Slam nationale 14 » ihany koa ny « Slam à l’U ». Fifaninanana « Slam Poèsie », natokana ho an’ny mpianatry ny anjerimanontolo, mahafeno fepetra. Ny 14 septambra 2023, eny amin’ny ADMC CRAAM Ankatso, ny atrikasa fiomanana, raha ny 22 septambra 2023, mandritra ny “Slam nationale 14” no hanatanterahana […]
Unesco : « Tsy misy handroso amin’ny tenin’ny hafa »
Sarotra, hono, ny manome famaritana ny atao hoe « fandrosoana ». Ho an’ny hafa indray, ny fampiasana ny zava-misy ananana no manome lanja ny « fandrosoana ». Iray amin’ireny ny teny raha ny nambaran’ny Unesco. Sampandraharaha eo anivon’ny Firenena mikambana, miandraikitra ny fanabeazana sy ny kolontsaina ny Unesco. Rehefa nanome ny valim-pikarohana nataony momba […]
FANTINA sy FINTINA
Niray feo indray ireo kandidà miisa 10 manohitra ny tsy fanarahan-dalàna sy ny fanitsakitsahana ny Lalàmpanorenana. Namoaka fanambarana momba ny fandraisan’ny praiminisitra Ntsay Christian ny fitantanana ny firenena izy ireo ary nilaza fa “Coup d’Etat Institutionnel” nokajiana manokana, hanodinkodinana ny voka-pifidianana ho an-dRajoelina izany. Nampitondra hafatra avy any am-ponja i […]






