Hatao anio, eny amin’ny Ceni Alarobia, ny antsapaka amin’ny laharan’ny kandidà, anaty biletà tokana. Ho avy eny an-toerana hanatrika izany ireo kandidà miisa 13 na ny solontenany. Nampanantena ny mangarahara ny eo anivon’ny Ceni amin’izany. Hatonta any ivelany miaraka amin’ireo kojakojam- pifidianana izany rehefa vita. Voatendry ho loholona ny Jly […]
Other News
Fifidianana filoham-pirenena : 13 tamin’ny 28 nametraka antontan-taratasy no nahafeno fepetra
Navoakan’ny HCC afakomaly, ny lisitra ofisialy ho an’ ireo kandidà nahafeno fepetra, hofidina ho filoham-pirenena. Miisa 15 ireo voailika raha 13 kosa ireo kandidà ara-dalàna, hifaninana. Nahafeno ny fepetra avokoa izy ireo. Enina amin’ireo mpifaninana, samy efa nisedra ny safidim-bahoaka tamin’ny fifidianana filoham-pirenena avokoa. Anisany Ravalomanana Marc, Ratsietison Jean Jacques, […]
Potiky ny politika
Mahatonga ny hafa hanampy na hangoraka ny hoe “mahantra”. Tokony hampiana na hovonjena izany ny mahantra: hiantrana. Amin’ny fotoam-pifidianana toy izao vao tena tsaroana ny fahantram-bahoaka? Idinana ifotony, jerena akaiky, ampanantenaina izao na izatsy… Tsy inona fa fakana ny fony sy ny vatony. Tsy hijerena lavitra afa-tsy izay handresena […]
Mitondra firenena ny governemanta : tsy nandray fahefana ny Antenimierandoholona
Nanda ny fahefana nomen’ny lalàna azy ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana. Miara-mitantana ny firenena, araka izany, ny governemanta. Nametra-pialana ny 9 septambra teo ny filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry, taorian’ny fankatoavan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana na ny HCC ny maha kandidà filoham-pirenena azy. Tokony hisahana izany andraikitry ny filoham-panjakana vonjimaika […]
Nifandona tamin’ny fiarabe… : olona iray maty, naratra mafy ny namany
Mpitondra moto iray maty, olona iray hafa naratra mafy. Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahafito (RN7), ny sabotsy atoandro teo, tao Sambaina PK 133+750, ivelan’ny tanàna somary fiakarana sady fiolahana. Moto iray marika Kymco GP nanao taingin-droa no nifandona tamina fiara 4×4 iray. Tsy nahafehy ny familiana ilay mpitondra […]






