Other News

TSELATRA

Fatin-dehilahy iray efa nifono tamin’ny harona plastika lehibe nisy nanary teny amin’ny fokontany Mahabo Andoharanofotsy, afakomaly. Mpiasa amina orinasa iray misahana ny fiambenana “agent de sécurité” ity hita faty ity. Tsy mponina eny an-toerana izy, raha ny fanazavan’ny manodidina. Renim-pianakaviana iray 72 taona maty voahosin’ny kamiao teny Andohatapenaka, ny faran’ny […]

Lasa ny vola amin’ny sakaosy : tompona Cash point voatifitra sady voatsatok’antsy

Voatifitra ny basy sady voatsatok’antsy, tompona Cash-point iray maty tao Ambatomaro, afakomaly alina. Maty tsy tra-drano ny renim-pianakaviana iray lasibatry ny fanafihan-jiolahy teny amin’ny fokontany Ambatomaro, boriborintany fahadimy, ny alin’ny sabotsy 9 septambra teo. “Hody izy ka niantsena gouter ho an-janany. Nandrasan’ny jiolahy roa lahy ka norobainy”, hoy ny fianakavian’ny […]