Tonga teny amin’ny kianja complexe Vontovorona ny minisitra mpiahy roa lahy, ny ao amin’ny Harena an-kibon’ny tany, Rakotomalala Herindrainy Olivier, sy ny ao amin’ny Asa sy ny fampananan’asa, Richard Jean Bosco Rivotiana, omaly. Nitondra fanampiana ho an’ireo atleta amin’ny tsipy kanetibe izy ireo, araka ny fampanantenana natao, andro vitsy lasa […]
Other News
Taranja baolina kitra : ho fantatra anio izay ho filohan’ny ligy 22
Hotanterahina anio ny fifidianana izay ho filohan’ny ligim-paritry ny baolina kitra manerana an’i Madagasikara. Misy ireo kandidà teo aloha, mbola mifaninana… Hifantoka tanteraka amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny ligim-paritra ny baolina kitra, ny ligy 22 manerana an’i Madagasikara, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra amin’ity sabotsy 12 aogositra ity mantsy […]
VAOVAO TAMBATRA
Ho tapaka ny famatsiana herinaratra any amin’ ny faritra Atsimondrano rahampitso. Hisy fiantraikany amin’ny famatsian-drano koa izany noho ny fampiakarana tosika “surpresseur” miankina amin’ny herinaratra. Atao izao hisorohana ny fahatapahan-jiro matetika eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Nidina ho 600Ar ny kapoakan’ny vary any amin’ny faritra Melaky, tamin’ity herinandro ity, raha […]
Banky foibe-MMRS : tanjona ny hanondrana volamena iray taonina isam-bolana
Natao, omaly, ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) sy ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika (MMRS). Tanjona ny hanatsarana ny lafiny hanondranan’i Madagasikara volamena any ivelany. Nohatsaraina ny fifanaraha fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny harena stratejika (MMRS), sy ny […]
Fifanakalozana ara-barotra : hiaraka hiasa i Madagasikara sy Israely
Hisokatra amin’ny firenena Israelianina ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara. Maro ireo mpandraharaha israelianina maniry hitady lalambarotra eto amintsika. Manana tany midadasika i Madagasikara raha manana fahaiza-manao sy traikefa maro azo ampiharina eo amin’ ny sehatry ny angovo, ny fampiroboroboana ny indostria, ny niomerika, ny fambolena sy ny fiompiana ary fizahantany […]






