Saika matin’ny fitsaram-bahoaka ity jiolahy tratran’ny fokonolona nangalatra moto teny Ankatso, omaly, ity. Teo am-panosehana moto-n’olona iray teny amin’ny faritry ny toeram-ponenan’ny mpianatra izy no tratra. Nanamparan’ny olona ny hatezerany ilay jiolahy. Daroka, vely kibay, izany no nihatra taminy. Tsy afa-nanohitra intsony ity olon-dratsy ity manoloana ireo fokonolona efa nentin-katezerana. […]
Other News
Voahosin’ny kamiao : niara-maty ny mpamily sy ny mpanampy azy
Niara-namoy ny ainy ny mpamily sy ny mpanampy azy, afakomaly. Taraiky tao ambanin’ny kamiao namboarina izy ireo rehefa nisy fiara lehibe iray nifaoka tanaty haizina. Niara-maty vokatry ny lozam-pifamoivoizana tao Bemasoandro, Anosibe Ifody, distrikan’i Moramanga, ny mpamily iray sy ny mpanampy azy, afakomaly. Tratry ny tsy fahatomombanana ny kamiao nentin’izy […]
Tir en l’air du 12 août 2023
Cosafa Women’s Cup 2023: la sélection malagasy peaufine ses armes
Du 23 août au 3 septembre, Madagascar participera à la 11e édition de Cosafa Women’s Cup en Afrique du Sud. Deux semaines avant la compétition, la sélection féminine malgache coachée par Théodore Béatrice, poursuit sa préparation au centre technique de Carion. La liste finale sera connue bientôt, selon les informations […]
Coupe du président: Mahajanga et Fianarantsoa, dos à dos
Les matchs se suivent et se ressemblent à la coupe du président. Après un score de parité (1-1) entre Antananarivo et Toamasina, jeudi dans le groupe A, lors de la journée inaugurale de la phase de poule, Mahajanga et Fianarantsoa se sont également quittés dos à dos, hier à l’Elgeco […]






