Other News

Fifandraisana amin’i Vatican: hihaona amin’ny papa Fransoa ny filoha Rajoelina

Nambaran’ny filoha Ra­joelina, nandritra ny fitokanana ny Akany Fitiavana, ivontoeram-piofanana Md Fran­çois de Sales Antsiranana, omaly, fa hihaona amin’ny papa Fransoa izy amin’ny herinandro ho avy io. “Misy ny fifankahazoana manokana. Miraiki-po amintsika sy tia antsika ary mivavaka ho an’ny Malagasy ny papa Fransoa”, hoy izy. Nanteriny fa fihaonana amin’ny […]

Fifaninanana… masirasira !

  Aleo tara toy izay tsy misy, hoy ny fiteny mahazatra an-dRamalagasy sy ny moramorany. Tsy takona hafenina toa vay an-kandrina ny toetra mpanao alasafay anaty fikoropahana. Raikitra ny fanamboaran-dalana. Mandeha ny fambolena voninkazo eny amin’ny zaridaina. Tsy misy ny maharatsy azy satria iza no tsy te hiaina miaraka amin’ny […]

Ravatomanga Mamy : “Hitety faritra hizara ny trai­ke­fako nandritra ny 33 taona aho”

Namaly ireo resabe momba azy tato ho ato ny mpandraharaha, Ravatomanga Mamy, omaly, tamin’ny fandaharana amin’ny fahitalavitra maromaro. Voaresaka ny lafiny politika sy ny toekarena. Nambarany fa tokony hipetraka amin’ny fandraharahana ny mpandraharaha ary tokony hifanome tanana ho amin’ny firaisankina. “Aoka tsy isika indray no hitarika hidina ambany na hanao […]

TSELATRA

Nirefotra indray ny poa-basy omaly, teny Andraharo. Raim-pianakaviana mpanao taxi-moto iray niantefan’ny balan’ireo jiolahy, nandritra ny fanafihana mpanao Cash point iray. Teo am-piandrasana “client” izy no niseho ny fanafihana ka izao namoy ny ainy izao. Teratany sinoa iray hita faty tao Ambohijafy avaratra, Toamasina, afakomaly. Tao an-tranony ihany ity vahiny […]

Lalamby Ampefiloha: Jiolahy efatra tratra teo am-panendahana

Hatolotra ny fampanoavana ireo jiolahy efatra mpanao sinto-mahery eny Ampefiloha sy ny manodidina. Ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ Isotry no nahasambotra azy ireo. Maro ny fitarainana voarain’ny polisy momba ny fisian’ ireo andian-jiolahy manao ny asa ratsiny eny Ampefiloha. Nifanehitra tamin’ny polisy ry zalahy ireto, omaly. Naharay antso avy […]