Other News

Kaominina ambanivohitra Sahamatevina : « 511 925 939 Ariary ny fatiantoka », hoy ny ben’ny Tanàna

Kaominina iray mivelona sy ma­melona ary manao fotodrafitrasa ho an’ny vahoaka ao aminy ny kaominina ambanivo­hitra Sahamate­vina. Iray amin’ ireo kaominina 21 anatin’ny disitrikan’i Vatoman­dry, faritra Atsi­na­nana izy. Fidiram-bola mivantana sy ngeza ho an’ny kaominina ambanivohitra Sahamatevina ny tamberim-bidy avy amin’ny orinasa mi­trandraka grafita ao Maro­vintsy. Nitsangana sy nitrandraka harena […]

FANTINA sy FINTINA

Nihazo ny any Fianarantsoa ireo mpanao politika. Mitety ireo distrika maromaro any an-toerana ny Tim. Efa any an-toerana koa ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina sy ny depiote Siteny . Na­nom­bo­ka ny fiandohan’ny herinandro teo izany. Any Farafangana ny HVM, tany Vohiposa ny Tim. Hihazo ny any Ambositra kosa ny Mihava […]

Misy ny tsirim-panantenana !

  Manimanitra fety aman-danonana ny tanàna. Ma­nom­bo­ka miranty tsikelikely eto an-drenivohitra ny saina sy ny ra­vaka isan-karazany momba ny lalaon’ny Nosy. Efa anatin’ zny fanomanan-tena ny mpilalao sy ny mpiahy ary ny mpanohana. Ny firenena mandray anjara ihany koa efa nanasonia ny fandraisany anjara sy ny ho fahatongavan’ny mpikatroka eto […]

Fihaonambem-pirenena: maka bahana hampihaona ny mpanao politika ny FFKM

Efa mamaramparana ny fihaonambem-paritra ny eo anivon’ny FFKM amin’izao fotoana izao. Eo am-piketrehana ny fifampidinihan’ny mpanao politika izy ireo izao, amin’ilay fihaonambem-pirenena. Mamarana ny fihaonambem-paritra any Main­ti­rano, ny 4 sy 5 aogositra izao, ny eo anivon’ny FFKM amin’izao fotoana izao, araka ny nambaran’ny loharanom-baovao iray. Samy nahavita izany ireo faritany […]