Miseho amin’ny endriny maro ny asa sokitra. Vita amin’ny hazo sy vato ary fitaovana mafy miaraka amin’ny haingo hafa isan-karazany izany. Ahodina mba hahazoana endrika sy sary ara-javakanto amin’ny endriny maro samihafa. Ho an’i Madagasikara, tsy mitovy ny fanaovana ireo sary sokitra manerana ny faritra eto amin’ ny Nosy. Ahitana […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Hihaona amin’ireo “Diaspora” any Frantsa sy Eoropa ny filoha mpanorina ny Tim, Ravalomanana Marc, ny sabotsy izao. Hotanterahina ao Les Voiliers 6, route de loges St Germain izany. “Miantso antsika vonona sy tia tanindrazana hifanakalo hevitra”, hoy izy, omaly. Tsiahivina fa efa nanambara ny haha-kandidà azy amin’ny fifidianana filohan’ny Repoblika […]
Fitakian’ny mpiasan’ny Cnaps : nohelohin’ireo sendikà ny herisetra natao amin’ny mpitarika
Nohelohin’ireo sendika rehetra, mivondrona eo anivon’ ny SSM ny herisetra nihatra tamin’ny mpitarika ny sendikan’ny mpiasan’ny Cnaps. “Nametraka fitoriana izahay ary nampitsahatra tanteraka ny asa aloha. Tsy azo ekena izany, tonga amin’ny famonoana tahaka izao ny hetsika fitakiana ny tsy tokony hanaovana tantely afa-drakotra ny volam-bahoaka ato aminay”, hoy ny […]
Loza… adina
Laza adina mivoaka alohan’ny fotoana? Efa nahabe resaka tamin’ny fanadinana BEPC. Nidona ary nihatra amin’ny fanadinana bakalorea. Tantara be ny laza adina tantara sy jeografia. Aleo handeha ary ho hita eo ny fandaminana: famerenana ny fanadinana anio, fahazoan’ny mpiadina misafidy na hiatrika izany na tsia, izay isa tsara no […]
Fizakana zom-pirenena : mandrahona hidina an-dalambe ny RMDM
Nandrangaranga fidinana an-dalambe ny eo anivon’ny RMDM, manoloana ny fizakan’ny filohan’ny Repoblika zom-pirenena vahiny. Efa maka bahana amin’izany izy ireo. “Hanao fotoana iray tsy ho ela isika. Tsy maintsy hisy fivoriambe hifandresen-dahatra, satria samy Malagasy. Dingana voalohany izay”, hoy ny mpitondra tenin’ny RMDM, ny pasitera Edouard Tsarahame, teny Bel’Air Ampandrana, […]






