Nahitsy sy nohatsaraina avy hatrany izay azo natao avy amin’ny toromarika tamin’ny fitsirihana, araka ny filoha lefitry ny Ceni, Andriamalazaray Andoniaina, tamin’ny fitsirihan’ny OIF ny tontolon’ny fikarakarana fifidianana teny amin’ny Ceni, Alarobia, afakomaly. Ny sehatry ny lalàna sy ny haitao ara-kajy mirindra ary ny fifandraisan’ny isan’ny mponina amin’ny isan’ny mpifidy […]
Other News
Rabary Paul: “Tokony mbola hampiakarina aza ny anto-bola 200 tapitrisa Ar”
Mahabe adihevitra ny nampiakarana ny anto-bola firotsahan-kofidina ho filohan’ny Repoblika ho 200 tapitrisa Ar. Tokony mbola hampiakarina aza izay, raha ny fijerin’ny mpandinika fiarahamonina, Rabary Paul. Fanehoan-kevitra… “Amiko, mbola tokony hampiakarina noho izao aza io 200 tapitrisa Ar io. Mba tsy hisy intsony eto Madagasikara ny kandidà tsy mieritreritra ny […]
TARATRY ny KANTO
Anio ny “Manala Azy” andiany faha-30. Manomboka amin’ny 6 ora hariva ny fotoana efa ifanomezan’ny Olombelo Ricky amin’ireo avy nanala baka. Eo ihany koa anefa ireo “taranaka mpanala azy”, izay lasa mpankafy isaky ny alakamisy faran’ny baka. Tsy azo ihodivirana ireo hira nanamarika izay 30 taona maherin’ny “Manala Azy” izay, […]
Herintaona taorian’ny nahalasanany… : hisy fanomezam-boninahitra an’i Rak Roots
Herintaona izy izay no dify… Fa ao am-pon’ny rehetra kosa, indrindra ireo mpankafy sy ireo akaiky azy. Mazava loatra fa ny fianakaviana sy ny tarika nentiny no akaiky voalohany an’i Rak Roots, ary tsy nanadino ilay andro manjombona tamin’ny taon-dasa. Tsy mitanondrika intsony anefa, fa mitraka miatrika sy hanohy ny […]
Fi.Mpi.Ma : any Toamasina ny «Herinandron’ny kabary»
Fikambanan’ny mpikabary malagasy (Fi.Mpi.Ma). Manana rafitra sy lamina mazava arahina ao anatin’ny taona iray. Anisan’izany ny fanatanterahina ny « Herinandron’ny kabary ». Ho an’ity taona ity, hotontosaina any Toamasina, ny 14 aogositra ka hatramin’ ny 19 aogositra izao, ito hetsika anisan’ny lehibe indrindra eo amin’ny tontolon’ny kabary malagasy ito. Tafiditra ao anatin’ny […]






