Other News

Kitra malagasy : Tompondakan’ny Opl taona 2023 ny Fosa Junior

Nahazo ny amboaran’ny Opl ny ekipan’ny Fosa Junior Boeny. Tsy afa-bela tamin’izy ireo ny AS Fanalamanga Alaotra Mangoro. Nisaraka tamin’ny isa 1 no ho 0 ny ekipa roa tonta. Norombahan’ny ekipan’ny Fosa Junior Fc ny vola mitentina 15 tapitrisa ariary. Izy ireo no solontenan’i Madagasikara amin’ny fifaninanana Afrikanina C1. Lavon’ny […]

TARATRY ny KANTO

Hitohy ny fampitiavana ny teatra. Fahombiazana indray ny seho natolotry ny tropy Jeannette, tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely, ny sabotsy teo. Natokan’ny tropy ho an’ireo mpianatra ilay piesy klasika “HM”, nosoratan-dRakoto de Monplaisir. Nivoaka ny sabotsy teo ny “Misia”, rakikira faharoan’i Reko Band. Nisy ny seho manokana tetsy amin’ny La City […]

60 taona tanaty mozika : nanome voninahitra an’i Fanja A. ireo tanora

«Maman», hoy ny fiantson’ireo tanora mpanakanto akaiky azy. Mahafehy zavatra marobe izay, raha ny fifandraisan’i Fanja Andriamanantena amin’ireo mpanakanto zandriny sy zanany mihitsy aza. Fanomezam-boninahitra ny voalohany indrindra, satria tsy misoritra amin’ny kanton’ity andrarezin’ny mozika ity akory, na dia efa 60 taona aza ny mozikany. Tsy seho fanamarihana tsingerintaona fotsiny, […]

« Lamba forever »; mpahay kanto maro samihafa handray anjara

Ambohipihaonan’ny mpahay kanto, ny eny amin’ny Hakanto Contemporary, manomboka anio. Malagasy sy vahiny mpahay kanto, samy manana ny maha izy azy no hampiranty. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny asabotsy 8 jolay 2023, teny amin’ny Hakanto Contem­porary, Ankadimbahoaka, ny fampirantiana «Lamba forever”. Fampirantiana karaka­rain’ity ivontoerana ara-kolon­tsaina ity, miaraka amin’ny fiaraha-miasa amin’ny […]