Other News

FANTINA sy FINTINA

Hivoaka amin’ny 20 jolay ny rejisitra nasionaly taorian’ny nifaran’ny fe-potoana nahafahan’ny olompirenena manamarina farany ny anarany tao anaty lisi-pifidianana. Miditra amin’ny fampiakarana ny lisitra sy ny takelaka fanisana eny foibe informatika eny anivon’ny distrika ny rantsamangaikan’ny Ceni avy eny amin’ny fokontany, ankehitriny. “Hiara-miasa ny ady amin’ny kolikoly. Asa vadi-drano, tsy […]

Ronono an-tavo

  Tsy fasian-dronono ny tavy. Ny ronono tsy fanao an-tavy. Ronono an-tavo no marina. Tavo, nahazoana ny tavoara, voatavo, tavo(a)hangy… Zava-miafina na afenina ny ronono an-tavo: manodoka, mamitaka. Mety ho lainga fotsiny izao aza… Misy tanjona kendrena amin’ny ronono an-tavo. Na ankolaka io na mivantana. Ny resaka sy ny kabary […]

Rajaonarimampianina Hery: ho kandidà filohan’ny Repoblika raha feno ny fepetra

Vonona ny hifampitana amin’ny kandidà hafa ho filohan’ny Repoblika, ny mpanorina ny antoko HVM. “Nahavita be isika”, hoy Rajaonarimampianina Hery. Nihaona tamin’ireo mpo­mba azy teny an-tanindrazany, eny Sabotsy Namehana, ny sabotsy teo, ny filoha teo aloha, Rajaonari­mampianina Hery. Namba­rany tamin’izany ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena. “Misy antony matoa miverina an-tanindrazana […]

TSELATRA

Lehilahy lehibe iray 77 taona nosamborin’ny polisy tao Toliara, ny faran’ny herinandro teo fa Nanolana zazavavy 8 taona. Manana fahatarana ara-tsaina io zaza io ka nohararaotin’ity lehilahy lehibe ity. Noho ny fanahiana, nentin’ny ray aman-dreniny nozahana ilay zaza. Niharan’ny fanolanana tokoa izy, araka ny fanamafisan’ny mpitsabo. Mpangalatra moto saron’ny polisy […]