Des nids de poules, fissures, déformations, désagrégations du revêtement…aucune portion de route, que ce soit nationale ou urbaine, n’est épargnée. Certains axes comme les RN2, RN 4, RN6, RN7, RN9, RN11 et la RN 14, ainsi que ceux de la Capitale, sont même en état de dégradation avancée. La présidence […]
Other News
Lalaon’ny Nosy – Karate : mpikatroka 47 hifantenana ny ekipam-pirenena
Nambaran-dRatefinanahary Emile, filohan’ny Federasion’ny karate malagasy (FKM), tetsy By-pass, omaly, fa 47 mianadahy sisa ireo hifantenana ny ekipam-pirenena hiatrika ny lalaon’ny Nosy. Izy ireo no miatrika ny fampivondronana farany. Marihina fa 31 ireo hiaro ny voninahi-pirenena. Hiady ny medaly volamena eo amin’ny fihetsika mirindra (Kata) sy ady (Kumite) izy ireo. […]
SOMBIM-BAOVAO
Kianja Barea Mahamasina Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo, fa hisy orinasam-panjakana hatsangana manokana hisahana ny fitantanana ny kianja Barea Mahamasina. «Société de patrimoine Kianja Barea SA» no hajoro, ka 75 % ny petra-bolan’ny fanjakana malagasy raha toa ka ny 25 % ny an’ny Kaominina Antananarivo […]
Basikety-“Africa North” : hitsara ny « Nations League » i Tojonirina
Tsy ny mpilalao ihany no mamiratra fa eo ihany koa ny mpitsara lalao. Nahazo fanendrena hitsara, mandritra ny fifaninana “Nations League Africa North “, hatao any Alzeria, ny Malagasy mpitsara iraisam-pirenena, Andriamanantsoa Tojonirina Harilala. Firenena miisa 6 eo amin’ny sokajy zazalahy, miampy firenena 6 eo amin’ny sokajy zazavavy no mandray […]
Beach rugby: hampiavaka ny « Festival des Baleines »
Hiavaka ny « Festival des Baleines » any amin’ny Nosy Sainte – Marie amin’ity taona ity. Misy karazana lalao ara-panatanjahatena maro. Sambany hisy ny Beach rugby. Hotanterahina ny 15 -23 jolay ho avy izao, any amin’ny Nosy Sainte-Marie, ny «Festival des Baleines 2023». Araka ny fanambarana nataon’i Claude Henry, filohan’ny […]






