Nivoaka, omaly, ny gazety boky Politikà, andiany faha-31, iandraketan’ny Friedrich-Ebert-Stiftung (FES Madagascar). Miresaka lafin-javatra maro misy eto amin’ny firenena ny votoatin’ny lahatsoratra ao anatiny. Nosafidiana manokana ny famoaboasana mikasika ny Tetezamita. “Tsapa fa miverina foana matetika io teny io, indrindra rehefa fotoam-pifidianana sy tranga politika toy izao”, hoy ny tonian-dahatsoratry […]
Other News
INDRAY MIJERY
Ho fanatanterahana ny fampanantenana nataon’ny filohan’ny Repoblika dia nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia teo, ny firosoana amin’ny fanombohana ny asa fanamboarana ny Anjerimanontolon’i Maroantsetra. Ahitana trano lehibe hisy efitra malalaka fivoriana, toeram-pitsaboana, efitra ho an’ny mpampianatra sy birao isan-tsokajiny izany. Manentana ny daholobe hitondra ny ankizy latsaky ny 15 […]
TARATRY ny KANTO
Samy mahazo ny anjara fampahafantarana ireo poeta. Nosafidiana hasongadina anatin’ny “Volana iray, mpanoratra iray”, amin’ity jolay ity i Natioramena Narda. Tanora milomano anatin’ny tontolon’ny haisoratra sy ny literatiora, izay inoana fa ho fantatry ny maro bebe kokoa. Hisy ny fihaonana mivantana sy velakevitra iarahana aminy, ankoatra ny fampahafantarana ao amin’ny […]
Akademia malagasy: mitohy ny fanatsarana ny teny malagasy
Tontosa omaly tolakandro, teny amin’ny Lapan’ny Akademia malagasy, Tsimbazaza, ny fanolorana ny velakevitra sy fifanakalozana, nentin’ireo mpikambana ao amin’ny Akademia malagasy. Ny sokajy haikanto sy hailaza ary hairaha, eo anivon’ny Akademia no nanatontosa sy nandrindra ny fivoriana, teo ambany fiahian’ny filoha sy ny biraon’ny Akademia. Velakevitra anisan’ ny niavaka tamin’izany […]
20 taona an-tsehatra…: nanomboka tamin’ny Pazzapa… efa manana ny lalany i Poon
Tsaroanareo ve i Poon Pazzapa? Efa ela no adinodino izay fanampin’anarany izay, satria nanoritra ny lalany manokana ary manohy izany ity mpanakanto ity. Aleo izy no hitantara… Gazety Taratra (*): Manana fanontaniana telo hapetraka amin’i Poon izahay. Ny voalohany, azonao fintinina ve ny momba anao sy ny lalana nodiavinao teo […]






