Créée en 1962, la MUSA ou Musique des Armées a rythmé les cérémonies officielles dans le pays depuis plus de 60 ans. Elle continue cette mission jusqu’à maintenant, sous la direction du Capitaine Jean Paul Rakotondravelo.
Other News
“World Cup Basket U19” : resin’i Korea Atsimo 72 no ho 60 ny Ankoay
Niady ny lalao fiadian-toerana (9-16) ny fiadiana ny amboara eran-tany taranja basikety U19, nifanandrinan’i Korea Atsimo sy i Madagasikara, tao Debrecen Hongrie. Nanohitra mafy ny ekipa malagasy saingy resy tamin’ny isa tsy dia nifanalavitra 72 no ho 60. Nifandanja tsara ny lalao, nandritra ny ampaham-potoana voalohany sy faharoa. Nanoloana ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Rugby vehivavy Hifanandrina, anio, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanana rugby diviziona voalohany (D1) sy faharoa (D2), vehivavy. Ny fihaonan’ireo D2, SCB Besarety sy ny XV Red Tanjombato no hanokatra ny lalao voalohany. Aorian’io, hikatroka ry zareo samy D1, RCTS Soavimasoandro sy ny FTFA Antohomadinika. Ho fanohanana azy ireo, […]
Judo-Tompondakan’i Afrika : firenena 6 hatramin’ izao no ho avy eto
Hotontosaina ny 27 hatramin’ny 30 jolay izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Judo, sokajy Junior sy Cadet. Araka ny vaovao voaray avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny Judo, firenena 6 hatramin’izao no efa nisoratra anarana ary raha tsy misy ny fiovana dia hitondra delegasiona mafonja […]
Kitra – Fifanintsanana «Mondial 2026» : Ao amin’ny satroka fahatelo ny Barea de Madagascar
Fantatra avokoa ny satroka misy ireo firenena afrikanina 27 eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana amin’ny «Mondial 2026». Ao amin’ny satroka fahatelo no misy ny Barean’i Madagasikara. Navoakan’ny Kaonfederasiona afrikaninan’ny baolina kitra (CAF), tao amin’ny tranokalam-pifandraisany omaly zoma, ny satroka misy ireo firenena afrikana miisa 54, hiatrika ny fifanintsanana ho an’ny «Mondial […]






