Tsy voafehy ! Araka ny tatitry ny Banky Iraisam-pirenena, mahatratra 460 tapitrisa taonina ny fako plastika maneran-tany, ny taona 2019 teo. Very eny amin’ny tontolo ankalamanjana rehetra eny ny 353 tapitrisa taonina amin’io, tsy misy toerana voafehy. Tsy manana fahefana ara-bola hifehezana izany anefa ny kaominina, sady tsy manana vahaolana maharitra.Voalaza […]
Other News
Vokatry ny rivodoza : niakatra ho 300 Ar ny fonosan-tsira
Velon-taraina ny mpanjifa fa niaka-bidy ny sira. Nisy tamin’ireo tsena sasany aza tsy nahitana izany mihitsy. Ankehitriny, niakatra ho 300Ar ny fonosana sira vovony amin’ ireo 200grama raha mbola 250Ar izany teo aloha. “Nanomboka tamin’ny alarobia teo ity fiakarana ity”, hoy ny fanazavan’ny renim-pianakaviana iray. Niakatra ho 500Ar ihany koa […]
Taptap Send-MVola : maimaimpoana ny fandefasana vola
Azo atao, ankehitriny, ny mandefa vola mivantana avy any andafy mankaty Madagasikara. Ampiasaina ny « application Taptap Send” ka mirotsaka mivantana ao amin’ny kaonty MVola. Ahafahana mandefa vola avy any Eoropa, Canada, Emirats Arabo Mitambatra ary Etazonia mankany amin’ny firenena maro ny Taptap Send, anisan’ny mpiara-miombon’antoka ara-bola mendrika. Haingana, niomerika ary azo […]
Horonantsary Mikea : resy lahatra ny mpijery ny tokony hisokafan’ny Base Toliara
Naseho, omaly zoma, ny horonantsary fanadihadiana mikasika ny fiainan’ny Mikea, notontosain’i Jean Claude Vinson. Nahatratra 1 300 ny mpijery tao amin’ny efitrano malalaka Basia any Toliara. Hita fa tsy mahakasika ny Mikea ny tetikasa Base Toliara, ka tokony hosokafana satria hitondra fampandrosoana. Taterin’ilay horonantsary fa mivelona amin’ny ala, mihaza sy […]
Fakan-kevitra : lasa any Frantsa ny Mihava Tour
Tsy eto an-toerana. Nanainga, omaly lasa any Frantsa ireo delegasion’ny Mihava Tour, maromaro, tarihin’ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny. Anisan’ny anton-dian’izy ireo ny hihaona amin’ny ireo zanaka am-pielezana Diaspora any Eoropa. “Hihaino ny hetahetan’ny vahoaka tsy an-kanavaka izahay. Anisan’izany ireo malagasy any ivelany. Mba manana ny fomba fijeriny ny raharaham-pirenena izy ireo. […]






