Tafiditra ho anisan’ny mpanatontosa, misitraka ny fampiofanana ho an’ny tanora misehatra eo amin’ny horonan-tsarimihetsika i Hary Joel, tanora mpanatontosa film malagasy. Mirahalahy izy ireo no misitraka izany fampiofanana izany. Mandritra ny roa herinandro, nanomboka ny 28 mey 2023 hatramin’ny 11 jona 2023 no hanatontosana izany, ao amin’ ny Ville de […]
Other News
Ezaka mandeha ila : mitaky fahasahiana ny fampitiavana ny teny malagasy
Mbola ao anatin’ny «Volan’ ny teny malagasy». Tsy tafajanona eo amin’ny tsy fampiasana ny teny malagasy intsony ny Malagasy fa efa tonga amin’ny fankahalana na tsy fitiavana azy io mihitsy. Mitaky fahasahiana isan-tsehatra ny fanarenana izay lesoka izay. Ny ray aman-dreny ao amin’ny ankohonana, ohatra, no manatanteraka izany voalohany. Miteny, […]
Fifaninanan-kira: hifarana ny «Tsara hira, tsara mozika»
Voahaja tsara ny lamina napetraka ! Faran’ny volana marsa, tapitra ny fisoratana anarana. Voalohan’ny volana avrily ka hatramin’ny 3 jona, notanterahina ireo dingana telo tsy maintsy nizoran’ny mpifaninana. Ny 10 jona izao, tonga eo amin’ny dingan’ny famaranana ilay fifaninanana «Tsara hira, tsara mozika» karakarain’ny Sehatra Ba Gasy. Ao amin’ny efitrano […]
Mpanakanto iraisam-pirenena : hanolotra seho tokana ho an’ ny Malagasy i Maître Gims
Tombony lehibe ho an’ny haikanto malagasy ny fanatontosan’ny vahiny mpanakanto fampisehoana eto Madagasikara tahaka izao. Fotoana ahafahana mivelatra sy maneho ny maha izy ny kanto malagasy izany. Tontosa, omaly talata, teny amin’ny Galaxy Andraharo, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nampahafantarana ny momba ny fampisehoana hotontosain’i Maître Gims eto Madagasikara. […]
Ankazobe : nanazava ny foto-keviny ny MMM
Mitohy ny fitetezam-paritra. Anjaran’ny tany amin’ ny distrikan’Ankazobe indray ny omaly, amin’ny fanazavan’ny antoko Malagasy miara-miainga ny foto-keviny sy ny raharaham-pirenena. Nitarika izany tany an-toerana ny loholona avy amin’ity antoko ity, Rakotondrainibe Ndriana sy ny sasany amin’ny birao politika. “Manohy ny fanabeazana ara-poto-kevitra sy maha olom-pirenena izahay. Andraikitry ny antoko […]






