Mois : novembre 2022

“African Championship breaking”: nisongadina ireo mpandihy hip-hop malagasy

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ilay hetsika fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika amin’ny dihy hip-hop. Tsy mena-mitaha ireo mpandihy malagasy nandray anjara, izay nametraka fa manana ny toerany ny hip-hop eto. Antony nanomezam-boninahitra ireo mpisehatra izany… Lasan’ny Malagasy avokoa ny laharana telo voalohany teo amin’ny sokajy “B –Girl”. Voalohany i […]

Firaisamonina sivily : “Tsy manaja lalàna ny fitorian’ny Gel”

“Tokony hamoahan’ny fi­tsarana didy aloha ilay fitorohana napetraky ny TI-MG, izay vao azo sokajina ho fanendrin­kendrehana tsy marim-pototra, raha voaporofo fa tsy mitombina ny ahiahiny. Tsy izany anefa ny zava-mitranga ankehitriny. Tsy manaja ny fepetra voafaritry ny lalàna ny fitoriana napetraky ny Gel.” Io ny fanambarana hoe “I Madagasikara: hiady […]

Antoko Hiaraka isika: nanentana ny mpifidy hisoratra anarana

Nanentana ireo feno taona hisoratra anarana anaty lisi-pifidianana, amin’izao fanavaozana tanteraka tanterahin’ ny Ceni izao ny eo anivon’ny antoko Hiaraka isika. Anisan’ ny nanaovan’izy ireo fanentanana tamin’izany ny tany Manjakandriana, ny faran’ny herinandro teo. “Mba tsy ho very zo ireo mpifidy amin’ ny fiatrehana ny fifidianana amin’ny herintaona”, hoy ny […]

Tsy fandriampahalemana: miantso vonjy ireo olom-boafidy any Menabe

“Manao antso izahay fa aty ifotony, be ny tsy fandriampahalemana ary manomboka mirongatra. Nefa rehefa mba miantso izahay, tsy mandray telefaonina ireo tomponandraikitra momba izany, na tsy misy ny solika, na mbola mian­dry ny tomponandraikitra avy any Antananarivo hanao sonia momba ny basy.” Io ny fanambaran’ireo olom-boafidy ao amin’ny di­strik’i […]