Mois : décembre 2022

Tontolon’ny saripika: notokanana teny Ambatovinaky ny takelabato Ramilijaona

Ramilijaona na « Ra­mi­ly », andrarezin’ny tontolon’ny saripika malagasy. Noto­kanana, omaly, tetsy Amba­tovinaky ny takelabato misy ny anarany sy ny soniany. Ankoatra ny sonia, tazana ao anatin’ity takelaka ity ihany koa ny soratra : « Tato no niorina voalohany ny trano studio an-dRamilijaona (1887 – 1948), rain’ny fakana sary malagasy maoderina ». Voa­soratra amin’ny fiteny […]

Fampivelarana ny kolontsaina, fomba amam-panao…: mitaky fanazavana amin’ny raiamandreny ny vanim-potoana ankehitriny

Nanana ny nampiavaka azy ny Malagasy sy i Madagasikara raha ny tontolon’ny kolontsaina, fomba amam-panao, ny fady… Noezahin’ny mpanjakazaka an-tanin’olona nopotehina izy ireny mba hampalemy ny tompon-tany. Maro ireo niova endrika, niova dika, niova bika, sns. Very sy latsaka eo an’elanelan’izany rehetra izany ny tanora miaina amin’izao vanim-potoana izao. Mitady […]

Kitra: hiato ny fifaninanana OPL

Hiditra amin’ny andro fa­he­fatra ny fifaninanam-pirenena taranja baolinakitra “Or­ange Pro League” (OPL), rahampitso asabotsy sy ny alahady ho avy izao. Aorian’izay, nanapaka ny Club de football Elite de Ma­da­gascar (CFEM), fa hiato kely ny fifaninanana, manomboka ny 12 desambra ho avy izao, noho ny fampivondronana ireo mpilalao voaantso handrafitra ny […]

Rugby: hanao fivoriambe tsy ara-potoana ireo ligy 13

Taorian’ny fahavitan’ny fifidianana ho filohan’ny Ma­lagasy Rugby tany Toliara ka nahatafaverina indray an-dRakotomalala Marcel, hitantana izany dia nisy ny fanambarana nataon’ireo filohan’ny ligim-paritra tsy nandray anjara tamin’izany latsa-bato iza­ny. “Tsy afaka mitonona ho mpi­tantana ny rugby eto Ma­da­gasikara, i Marcel satria tsy nankatoavin’ny World Rug­by sy ny Rugby Afrique ary […]

Bodybuilding-Tompondaka eran-tany : nahavita ny fandanjana omaly ireo atleta

Anio vao tena hanomboka ny fiadiana ny tompondaka eran-tany taranja bodybuilding, taona 2023, hatao any Thailand, rehefa avy nilanja ireo atleta malagasy miisa dimy, omaly. Hiakatra an-tsehatra voalohany anio, Andriatsilavina Joseph na i Tsilah kely. Hifaninana ra­hampitso kosa i Marinjara Maurice, Randrianarimanana John Mario na i Bigman ary Randrianasolo Nantenaina […]