Mois : janvier 2023

Lalao manasa-dalana – « Open d’Australie »… Hifandona  i Novak Djokovic sy i Tommy Paul 

Hotanterahina anio ny lalao manasa-dalan’ny fifaninanana taranja tenisy “Grand Chelem Open d’Australie”. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny maro ny fihaonan’ i Novak Djokovic, mpilalao serba sy i Tommy Paul, mpilalao amerikanina. Lalao izay atao ao amin’ny kianjan’i Rod Laver Arena. Manana herijika amin’ny fandresena i Djokovic. Nandavo an’i Andrey Rublev, mpilalao […]

Fanohanana ny fambolena… Nomen’ny Bad sy ny Fida 500  tapitrisa dolara i Madagasikara

Nahazo fanohanana ny tontolon’ny fambolena sy ny fanjarian-tsakafo. Resy lahatra tamin’ny fandaharanasan’ny filoha Rajoelina Andry ireo mpamatsy vola ka hanampy antsika. Nahazo vola mitentina 334 tapitrisa dolara avy amin’ny Bad ary 200 tapitrisa dolara avy amin’ny Fida i Madagasikara. Tafiditra amin’ny fanatanterahana ny fifanarahana momba ny sakafo sy ny fambolena […]

Razanamahasoa Christine… “Mampahery ireo traboina isika”

Tsy nanadino ireo anaty fahasarotana. Niarahaba sy nirary soa ny filohan’ny Antenimiera, Razanamahasoa Christine sy ny birao maharitra eny amin’ny lapan’i Tsimbazaza, omaly, ireo mpiasa eny amin’ity Andriampanjakana ity. Nanaovana jery todika tamin’izany ny asa vita sy ireo vina koa fanatsarana mbola hatao eo amin’ny fiaraha-miasa. Nirary soa sy nitsodrano […]