Tonga amin’ny fiafarany ny “festival amour en mots” rehefa nandeha nandritra ny 4 herinandro teny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo na Aft Andavamamba. Hetsika maro sy fifaninanana ary varotra sy fampirantina maro no nentina nandravahana izany hetsika lehibe izany. Nahazo laka manokana nandritra ny “festival Amours en mots” ny boky sy […]
Mois : février 2023
Taonjato faha-xx: Liana tamin’ny sary hosodoko ny fiarahamonina merina
Nampidirin’ny Eoropeanina teto Antananarivo voalohany ny sary hosodoko tamin’ny taona 1826, tao anatin’ny vanim-potoana fanjanahantany, nataon’i Pauline Monginot. Niaraka tamin’ny tantaran’ny fanjanahantany ny hosodoko, ary nihanaka haingana tao anatin’ny fiarahamonina merina. Avy tamin’ny fanadihadiana natao tamin’ireo tahiry tamin’izany fotoana no nahafantarana fa mirakitra tantara isan-karazany ireny sary ireny, ary notohanan’i […]
Zoma Mahafinaritra: hahazo tombony ny mpankafy Slam.
Tontosaina anio tolakandro, eny amin’ny Ivontoeran’ ny Kolontsaina Malagasy na IKM Antsahavola ny hetsika “Zoma mahafinaritra”. Amin’ ity indray mitoraka ity, ny mpiangaly sy mpankafy Slam- Poésie no hanafana ny hetsika sy hahazo vahana ao anatin’izany. Sahala amin’ny mahazatra ny Slamoureux, izany hoe, ny mpiangaly ny Slam. Misokatra ho an’ny […]
Tsy mety tafarina i Madagasikara: novetavetain’ny vahiny ny fanabeazana sy ny kolontsaina malagasy
Amin’ny lafiny rehetra, manan-karena be, hono, i Madagasikara ! Ny mahavariana, tafiditra ao anatin’ny laharan’ny firenena mahantra indrindra maneran-tany anefa izy. Misy rindra mifanohitra ao ambadik’ireo fa tsy tongatonga ho azy. Mpilalao fototra ao anatin’izany ny vahiny sy ny forongony. Fitaovana nampiasan’izy ireo kosa ny Malagasy sasany sy ny fanabeazana […]
Fiaraha-miasa amin’ny any ivelany : hamafisina ny sehatry ny fambolena
Niray dinika tamin’ny minisitry ny Fiompiana sy ny fambolena, Harifidy Ramilison ny masoivohon’i Afrika Atsimo, Sem Sisa Ngombane, afakomaly. Navoitra nandritra ny fihaon’ny roa tonta ny fomba entina hanatsarana ny seha-pambolena sy ny fiompiana eto an-toerana. Anisan’ ny hitondra ny anjara birikiny amin’izany ny eo anivon’ny firenena afrikanina tatsimo. Raha […]




