Mois : février 2023

Banky SG Madagasikara : endrika vaovao ny eny Ampefiloha

Notokanana ny 9 janoary 2023 teo, ny masoivohon’ny banky Société générale (SG) Madagasikara, vao nohavaozina eny Ampefiloha. Naha­ritra telo volana ny asa, ka nohatsaraina tanteraka ny fo­todrafitrasa samihafa. Mam­piavaka ity masoivoho ity koa ny fisian’ny toerana manokana ampiasana ny teknolojia niomerika, Digital corner, ka mahaleo tena tanteraka ny mpanjifa raha […]

Matetika ny andro ratsy: mila fiantohana ny tantsaha eo amin’ny fambolena

Araka ny fanadihadiana nataon’ny SFI*, 80 % amin’ny tantsaha tsy te ho matiantoka na very vola fotsiny eo amin’ny fambolena, ka maniry ny hanana fiantohana izy ireo amin’ny asany. Mateti-pitranga rahateo ny vokatry ny andro ratsy eto Madagasikara, haintany na rivodoza. Ahoana ny hiatrehan’ireo mpamboly ny fahavoazana saika isan-taona any […]

Indray mijery

Nanao sonia fiaraha-miasa ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Profesora Assou­macou Elia Béatrice sy ny masoivoho japoney miasa eto amintsika, Abe Koji, ny fiandohan’ny herinandro teo. Hiompana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny tohana ka voakasika manokana ny fiarovana ny Yagiyama Zoological Park sy ny Parc […]

Mandritra ny famonjana : 22 ireo tolotra maimaimpoana

22 ireo tolotra tsy andoavam-bola mandritra ny fa­monjana nefa maro ny voafonja no iharan’ny kolikoly , araka ny fanazavana nentin’ny vaomieram-pirenena ma­ha­leo tena momba ny zon’ olombelona (CNIDH). Ani­san’izany ny fahazoana sakafo avy amin’ny sampandraharahan’ny famonjana sy ny safako avy amin’ny fianakavian’ny voafonja na ireo fikambanana. Tsy tokony handoavam-bola,noho izany […]