Mois : mars 2023

Noho ny tetiky ny mpanjanaka: voky lainga ny vehivavy malagasy

Omaly 8 marsa, « Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy ». Nankalaza izany ihany koa ny teto Madagasikara. Tsy nanaotao foana ry zareo vahiny nametraka ireny karazana andro hankalazaina ireny fa misy antony ao ! Tangorom-behivavy te­tsy, fihaonan’ny vehivavy teroa… Samy nanana ny endrika nanehoany ny fankalazana ny 8 marsa, « Andro iraisam-pirenena ho an’ny […]

Fitohanan’ny fifamoivoizana : 40 tapitrisa dolara isan-taona ny fatiantoka

Misy fiantraikany lehibe amin’ny toekarena ny fitohanan’ny fifamoivoizana eto Antananarivo Renivohitra. Tombanana 40 tapitrisa dolara isan-taona ny fatiantoka amin’ny fitaterana, araka ny tatitra nataon’ny Banky iraisam-pirenena. Fatiantoka 0,34 % amin’ny harinkarena faobe. Araka ny fanadihadiana nataon’ny Banky iraisam-pirenena ihany, ny Renivo­hitr’i Madagasikara laharana faha-134 amin’ireo 150 tanàn-dehibe indrindra. Misy ampahan-dalana […]

AMCHAM : hanome atrikasa ho an’ireo vehivavy mpandraharaha

Hanampiana ireo vehivavy mpandraharaha malagasy hiroso amin’ny fiaraha-miasa amin’ny tsena amerikanina, hanatontosa atrikasa ho an’ ireo vehivavy mpandraharaha ny eo anivon’ny American chamber of commerce in Ma­dagascar (AMCHAM). Ha­nampy ireo vehivavy mala­gasy mpandraharaha miasa eo amin’ny sehatry ny fambolena hiditra eo amin’ny tsena amerikana izany. Hianatra ny fomba sy ny fifandraisana […]

Fiompiana: tsy ampy ny vokatra ronono eto Madagasikara

Fihariana iray mampitombo ny vola miditra sy harinkarem-pirenena ny famokarana rononon’omby. I Madagasikara anefa tsy mamokatra afa-tsy 50 tapitrisa litatra isan-taona, nefa ilaina ho an’ny fanjifana manontolo, tombanana ho 14 tapitrisa litatra. Tsy ampy ny vokatra ro­nonon’omby eto Mada­gasikara. 50 tapitrisa L isan-taona raha tokony ho 140 tapitrisa litatra isan-taona […]