Mois : avril 2023

« Gool Den Team »: fikambanan-jatovo mpametaveta tovovavy virijiny

Ankoatra ilay FLM, miforona ao Toamasina ny fikambanan-jatovo maditra “Gool Den Team”. Tsy vitan’ny manao herisetra fa manao fifanarahana miafina ny mpikambana. Raha ny angom-baovao voaray, tovolahy telo tarihin’i Ti Teuf sy Cledos ary Gino ity no mitarika ity fikambanana miafina ity. Samy mampiasa anaram-bositra ry zalahy. Mbola mpi­anatra kilasy […]

Basy very tao amin’ny fonja : olona telo hiakatra fampanoavana

Mbola mitana ny sain’ny maro ny raharaha halatra fi­taovam-piadiana tao amin’ny fonjan’i Vavatenina ny herinandro lasa teo. Taorian’ny fanadihadiana, tratra ny zoma teo, tany Antanambao Matso­kely, kaominina Antanifotsy, distrika Soanierana Ivongo ireo jiolahy telo voalaza ho nitondra ireo basy. Voasam­botra ny marain’ny zoma teo ny roa lahy, raha tratra tany […]