Mois : mai 2023

The Flame festival : une nouvelle édition organisée en octobre 2023

L’Association of communication Agencies (ACA), organisera du 9 au 13 octobre prochain « Flame festival », en collaboration avec The Loeries, une association à but non lucratif qui récompense la créativité et le savoir-faire des professionnels de la communication. La rencontre comprendra une journée de conférences données par des experts internationaux en […]

FES : Liana sy te hisehatra amin’ ny tontolo politika ny tanora

Notontosaina teny amin’ny oniversiten’Antananarivo Ankatso, omaly, ny fandaharanasa nokarakarain’ny FES (Frie­drich-Ebert-Stiftung). Nahafa­ha­na nanao vela-kevitra sy dinika lehibe ho an’ny tanora. Fotoana nahafahan’ny tanora naneho ny heviny mikasika ny zotram-pifidianana sy ny tontolo politika eto Madagasikara. «Efa manomboka liana sy te hisehatra eo amin’ny tontolo politika misy eto Madagasikara ny tanora […]

Fiarovana ny sisin-tany sy ny mpandeha : nanamafy fiaraha-miasa ny Tafika Malagasy sy ny APMF

Nanao soniam-piaraha-miasa ny Tafika Malagasy sy ny APMF. Mba hahafahana manatsara ny fitaterana an-dranomasina. Nohamafisina ny fiaraha-miasa eo amin’ny Sam­pan­draharaha miandraikitra ny Seranan-tsambo ary ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy (APMF) sy ny Tafika Malagasy. Tontosa, omaly, teny amin’ny minisiteran’ny Fiaro­vam-pirenena Ampahibe ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny roa tonta. Miompana amin’ny […]

Fampianarana ambony : afaka mampiato ny fifanarahana ireo mpampianatra «vacataire»

Niato, nanomboka oma­ly, ny fampianarana ataon’ ny mpampianatra an-tselika eny amin’ny oniversite sy ny IST. Manoloana izany, na­ma­ly sy nitondra fanazavana ny minisiteran’ny Fampi­a­na­rana ambony sy ny fikarohana siantifika (Mesupres). Namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Fampia­na­rana ambony sy ny fikarohana siantifika (Mesupres), omaly. Manasonia izany ny sekretera jeneraly, Salava Julien. Voalaza […]

Mpiadina BEPC : nisy fizaham-pahasalamana indroa

21 334 ny isan’ny mpiadina hanala BEPC, miatrika taranja adina ara-panatanjahantena eto amin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra. Mitotaly 25 001 ny mpiadina rehetra amin’ity taona ity. Iray amin’ny foibem-panadinana ny kianjan’Ala­ro­bia, mandray ny mpiadina nanomboka afakomaly ha­tramin’ny zoma. 4 086 ny mpiadina hiatrika ny fanadinana ao amin’ny lycée Nanisana, CEG Nanisana sy ny CEG […]