Nanomboka omaly 9 mey hatramin’ny 12 mey, any Nosy Be, ny fikaonandoha iraisam-pirenena isan-taona mikasika ny tahirimbola sy ny fitantanambolam-panjakana (AIST). Miisa 29 ny firenena mpikambana, ka 21 aty Afrika, 4 avy any Eoropa, iray avy any Amerika, ary 3 Aziatika. Mitarika ny AIST i Madagasikara amin’ity taona 2023 ity, […]
Mois : mai 2023
Fibatana fonjamby-Afrika : iray ihany ny atleta malagasy
Hanainga, anio, ho any Tonizia ny delegasiona malagasy hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja fibatana fonjamby, hatao ny 12 hatramin’ny 19 mey izao. Atleta iray ihany no afaka mandray anjara noho ny tsy fahampian’ny hoenti-manana, araka ny nambaran’ny federasiona malagasin’ny fibatana fonjamby, Randriamanarivo Harinelina, omaly. Efa ela, hoy izy, […]
Rugby – «Women’s cup 2023» : hidona voalohany amin’ny Makis Ladies i Kenya
10 andro mialohan’ny hanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovin’olona 15, sokajy vehivavy, anio. “Women’s Cup 2023” ho an’ny Diviziona 1. Fihaonana hampiantranoan’i Madagasikara, ny 20 hatramin’ny 28 mey ho avy izao. Firenena efatra no hiady lohany amin’izany dia i Madagasikara, i Cameroun, i Afrika Atsimo ary i […]
Kung-Fu 43 taona : nanome ra ho an’ny mpiray tanindrazana
43 taona no nampidiran’ny Grand Maître Pierre Mizael (Pierre Be) ny Kung-fu Wisa voalohany teto Madagasikara. Nanombohana ny fotoam-pankalazana ny fanomezana ra ho an’ny vahoaka malagasy. Nanaovan’izy ireo izany ny tobim-pahasalamana manerana ny Nosy. 2 000 eo ho eo ireo mpanome ra avy eto Analamanga, Boeny, Itasy, Bongolava sy toerana […]
« Prize money » Chan 2022 : niakatra ho 300 000 dolara ny anjaran’ny Barea
Araka ny toromarika nomen’ny filoha Rajoelina Andry, nakarina ho 60 % ny vola na “Prize money” homena ny mpilalaon’ny Barea sy ny Staff. Tapaka izany taorian’ny fivoriana niarahan’ny rehetra, omaly. Lelabola 300 000 dolara na 1 320 000 000 Ar eo ho eo, izay 60 % an’ilay 500 000 dolara na 2 200 000 000 Ar no tambin-karama hatolotra […]




