Mois : mai 2023

Ministère de l’Energie: fin annoncée du délestages

« Fin des délestages tournants ». Un compromis aurait été trouvé entre le gouvernement, à travers le MEH, et le Groupement des pétroliers de Madagascar (GPM) concernant l’approvisionnement en fuel lourd de la Jirama. Le ministre de l’Energie et des hydrocarbures, Solo Andriamanam­pi­soa, a annoncé hier la fin des délestages tournants. Jeudi, […]

Culture de la violence…

Ces derniers temps, des faits graves, se sont déroulés. La culture de la violence s’installe dans le pays. Quasiment chaque jour, les médias et les réseaux sociaux rapportent des histoires de meurtres sauvages à vous glacer le sang, des crimes odieux ou de viol d’enfants et de femmes âgées. Récemment […]

Mpamonjy voina: miady amin’ny loza mety hahazo ny vahoaka

Nankalazaina omaly, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mpamonjy voina. Nampahafantarina ny rehetra ny asa sy ny andraikitr’ izy ireo nandritra izany. Nisy, araka izany, ny varavarana misokatra ho an’ny rehetra, teny amin’ny tobin’ny mpamonjy voina Tsaralàlana sy Anala­ma­hitsy. Tanjona ny hampahafantarana ny mponina ireo andraikitra sy tsara ho fantatra rehetra […]

FEPA andiany faha-14 : mampiranty ny vokatra azo avy amin’ny fiompiana

Nisokatra omaly, eny amin’ny tokontany malalaky ny Malagasy professionels de l’élevage (MPE), eny Nani­sana, ny tsenaben’ny fiompiana sy ny vokatra azo avy ami­ny (Foire de l’élévage et de production animale). Haha­ritra efatra andro izany. Hita eny an-toerana ny ankamaroan’ny vokatra azo avy amin’ny fiompiana. Torak’izany ny fampitaovana ilaina. Mam­piavaka ity […]

UE-OSC : olana ho an’ny tantsaha ny fahazoana tany

Natao ny 19 avrily teo, ny dinika teo amin’ny Dele­gasiona Vondrona eoropeanina eto Madagasikara (DUEM) sy ny solontenan’ny Fiara­hamonim-pirenena (OSC). Lohahevitra nifampidinihina ny hoe « ny fambolena, ny fiarovana ara-tsakafo ary ny fananan-tany ». Nanamarika ny Fiaraha­monim-pirenena (OSC) fa mbola marefo ny rafitra mifehy ny fambolena eny ifotony sy ny mponina. Tena […]