Mois : mai 2023

Fivorian’ny APIOI : dinihina ny fampandrosoana ny seranan-tsambo

Natao ny alatsinainy sy talata teo ny fihaonana an-tampony eo amin’ireo mpitantana seranan-tsambo eto anivon’ny ranomasimbe India­nina. Nandray anjara tamin’izany ireo Nosy rahavavy, misy an’i Comores, Maurice, La Réunion, Mayotte, Sey­chelles ary i Madagasikara. Nanatrika izany koa ireo tomponandraikitra samihafa avy ao Taolagnaro sy ny avy ao amin’ny Société du […]

Fandaharanasa PLAE 6 : hamerina amin’ny laoniny ny ala 45.000 ha

Hampiakatra ny harinkaren’ny mponina sy hanarina indray ireo toeram-pambolen’ny tantsaha amina kaominina maro samihafa ary hametraka ala arovana, amina hektara maro hatramin’ny taona 2027, ny fandaharanasa PLAE 6. Hifantoka amin’ny fiarovana ny sahandriaka, nofon-tany, hahafahana manohy ny fitrandrahana ny harena voajanahary. Hikojakoja ny tany sy hamerina ireo rano manondraka ny […]