Nanomboka, omaly, teny amin’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza ny fahatsiarovana ny faha-100 taonan-dRakotovao Martin, mifanindran-dalana amin’ny fanamarihana ny faha-90 taonan’ny sekoly Anglikana trinité masina Avaratranjoma. Nisongadina izy teo amin’ny sehatry ny politika, fitiavan-tanindrazana ary ny fanabeazana sy ny finoana. Mpikambana tao amin’ny MDRM ny taona 1946 izy ary voasambotra sy voaheloka ho […]
Mois : mai 2023
Atsimo Andrefana: tombanana ny fiahiana sosialy
Mitohy any amin’ny faritra Atsimo Andrefana, amin’ity herinandro ity, ny hetsika Iray volan’ny fiahiana sosialy, karakarain’ny minisiteran’ny Mponina sy ny fiahiana sosialy ary ny fampiroboroboana ny vehivavy. Nisy ny fanangonan-kevitra niarahana tamin’ireo tomponandraikitra misahana ny asa sosialy ao amin’ny faritra ahafahana manatsara ny paikadim-pirenena momba ny fiahiana sosialy. Hanaovana jery […]
CUA : notokanana ny birao vaovao eny Antsahabe
Nahazo biraom-panjakana vaovao ny eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, eny Antsahabe. Tonga nitokana izany teny an-toerana ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, Andriantsitohaina Naina, sy ny Filohan’ny filankevitra monisipaly, Ralitera Andriamparany, omaly. “Natokana hiasan’ny departemanta misahana ny fananan’ny kaominina io birao vaovao io ary hahafahana mifanerasera amin’ ny mponin’ Antananarivo”, hoy ny ben’ ny […]
CHU SSPA: nitombo ny olona tratran’ny fahakivian-tsaina tanteraka
Hopitaly mahavantana ny olona ny CHU SSPA eo Analakely. Manana sampana misahana ny fahasalaman’ny saina izy ireo. An-jatony isan-taona ny olona tonga manatona. Mampiavaka ny CHU SSP Analakely ny sampana ho an’ny fahasalaman’ny saina. Manome fitsaboana sy fandraisana an-tanana ary fanohanana ara-tsaina ireo olona manana olana ara-tsaina, midoroka zava-mahadomelina, olona mifanintona… […]
Tarika Solika : hotolorana seho miavaka i Neny
« Fotoana mamy ho an’i Neny », lohateny mandravona sy mamintina ny fandaharam-potoana hotanterahina ny 4 jona izao, manomboka amin’ny 12 ora atoandro, eny amin’ny Espace Rose, By-Pass. Seho miaraka amin’ny tarika Solika, elaela tsy tazana teny an-tsehatra. Hahazo tombony amin’ny fihainoana ny bagasy sy ny kalon’ny fahiny ary ny hiran’ny omaly […]




