Mois : mai 2023

DGSR – Hetsika Pantekoty hieren-doza… : tsy handeferana ireo fiara tsy manara-dalàna

Hanatanteraka hetsika fitsirihana ara-teknika ireo fiara mifamoivoy an-dalambe mandritra ny fito andro (omaly hatramin’ny 1 jona 2023), ny foibe fitsarana fiarakodia (DGSR), amin’ny alalan’ireo sampandraharaha misahana ny hetsika sy fitsirihana ara-teknika an-dalambe… Eo koa ireo ivontoerana fitsarana fiarakodia manerana ny Nosy no­ho ny fahamaroan’ireo fianakaviana manam-pikasana hi­tondra fiara hisintaka ny […]