Tontosa omaly, teny amin’ ny Esca Antanimena ny hetsika “Vaky boky faobe ankalamanjana”. Nokarakarain’ny sekoly Esca sy ny vondron’ny ray aman-drenin’ny mpianatra (Vrm). Nisitraka izany ny mpianatra 3098 niaraka tamin’ny mpampianatra, sy mpandraharaha, ary ny solontenan’ny ray aman-dreny eto Antananarivo. “Tsy misy firenena mandroso raha tsy tia mamaky boky ny […]
Mois : mai 2023
Fampianarana teknika : 84%-n’ ny mpianatra niharan’ny fanararaotana ara-nofo
Hifarana anio ny hetsika fanentanana ho fanoherana ny herisetra ara-nofo eny anivon’ ny toeram-piofanana teknika, notanterahina nandritra ny hateloana, tany Toamasina. Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa Trade for decent work izay karakarain’ny sampandraharahan’ny Organisation international de travail (OIT) ho an’i Madagasikara, Comores, Maurice ary Seychelles izany. Mamatsy vola ny hetsika ny […]
CHU SSPA Analakely : 300 hatramin’ny 600 isan’andro no mahazo fitsaboana
Feno 90 taona ny CHU de soins et de santé publique, Analakely SSPA (na Institut d’hygiène teo aloha. Niorina ny taona 1932 izany ka ny governora Cayala no nitokana azy tamin’izany. Hopitaly tsy misy fandriana ny CHU de soins et de santé publique eo Analakely. Ahitana ny fitsaboana rehetra tsy […]
“Feo sy gitara” : handeha mivantana maneran-tany ny seho etsy amin’ny Coliseum
Seho tokana! Efa nambara fa tsy hanam-paharoa ny “Feo sy gitara”, izay hotontosaina etsy amin’ny Coliseum, ny alatsinain’ny Pantekoty 29 mey izao. Vaovao lehibe hafa koa, afaka misitraka izany ny rehetra, indrindra ireo Malagasy maneran-tany! Fantatra mantsy fa handeha mivantana ao amin’ny www.sehatra.com ny seho, manomboka amin’ny 11 ora, etsy […]
Rock’n’ roll : Nodimandry i Tina Turner
Rehefa nolazoin’ny aretina tao anatin’ny fotoana naharitra. Nodimandry teo amin’ny faha-83 taonany, tao an-tranony (tanana akaikin’i Zurich), ny alarobia 24 mey teo, i Tina Turner. Anna Mae Bullock ny tena anarany. « Mpanjakavavin’ny Ronck’n’roll », kosa teo amin’ny mpitia mozika. Nanomboka ny taona 1960, nisongadina tsikelikely teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fahaizany […]




