Nirongatra ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina mahery vaika (héroïne, rôrô, rongony…) tato ho ato. Mampalasa adala, mampiakin-doha, mahatonga tsy fandriampahalemana ary mampirongatra aretina maro (Vih sida…) izany. Loza mitatao ho an’ ny tanora ny fifohana sy fitsindronana zava-mahadomelina, raha ny zava-misy. Maro amin’ izy ireny no tratran’ny aretin-tsaina. Misy ny lasa olon-dratsy […]
Mois : mai 2023
«Festival» any Italie : loha-lisitra amin’ireo mpanakanto Rajery
«Festival internazionale delle Abilità Differenti». Io no anaran’ilay hetsika goavana hatao any Carpi, Italia, rahampitso alahady 21 mey. Nampita vaovao avy any an-toerana Rajery, izay Malagasy mpanakanto anisan’ireo loha-lisitra amin’ity hetsika ity. “Natao hanehoana ny talentan’ireo olona manana fahasembanana ara-batana na ara-tsaina nefa tena mahavita zavatra mahavariana ny hetsika. Hizara […]
Fitendrena gadona Ba Gasy: hizara ny fahaiza-manaony i Liva Ramorasata
Tanterahina anio, tolakandro, eny amin’ny ivontoeran’ ny Academie Nationale des Arts et de la Culture na ANAC Anosy, ny “Atrikasa Piano Ba Gasy”, karakarain’ny ANAC. Fampiofanana sy fampianarana ny fitendrena ny Piano, amin’ny gadona Bagasy, iarahana amin’i Liva Ramorasata, mpampianatra sy mpandalina mozika, no hameno ny fandaharam-potoanan’ ny atrikasa. Miray […]
Amboara eran-tany «Slam-Poèsie» : tsy tratra ny tanjona ho an’i Hichim
Tontosa omaly, tao Belleville Paris, ny dingana faharoa sady manasa-dalana, ho an’ny fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny “Slam Poèsie”. Mpifaninana 6, tao anatin’ny 12 naharesy tamin’ny dingana faharoa no tafakatra amin’ny dingan’ny famaranana, tanterahina anio. Tsy tafita ho amin’izany dingan’ny famaranana izany i Hichim. Tsy tratra ny tanjona ho an’ny […]
Mivelatra ny hiragasy…: hisehatra any Frantsa ny tropy Rasoalalao Kavia
Seho telo hatramin’izao no fantatra fa hotontosain’ny tropy Rasoalalao Kavia, any Frantsa. Ny zava-dehibe dia efa manana ny toerany eo amin’ny iraisam-pirenena ny hiragasy… Vaovao lehibe nahafaly ny maro! Hisy fampisehoana hiragasy any Frantsa… Raha mpanakanto sy tarika malagasy, maro ireo misongadina eo amin’ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena, no fandre. Tsy […]




