Velon-taraina ireo mpiasa miandraikitra ny fampandehanana ny baka fiampitana amin’ ny reniranon’i Pangalana sy Mangoro fa tsy nandray karama intsony efa ho roa taona izao. Anisan’ny mampiampita amin’ny baka eo Manonilaza Razafimanjarimanana Zakaria. Ny volana jolay 2021 no nandray karama farany ireo mpiasa amin’ny baka. Ny karama volana novambra sy […]
Mois : juin 2023
Fiarovana ny zon’olombelona : hisy ny fampahafantarana ny olona varira
Homarihina rahampitso ny Andro iraisam-pirenena ho fampahafantarana ny olona manana toe-tena varira. Ny fampihatiana no hery, io ny lohahevitra voizina amin’izany. Eto Madagasikara, vao haingana no niorina ny fikambanan’ny olona variva. Tanjona ny hiarovana ny fitakiana ny zony sy ny fiarovana azy. Misy solontena isam-paritra ny fikambanana ahafantarana ny tena […]
Fanabeazana : 520 ireo mpampianatra voaray ho mpiasam-panjakana
Mitohy hatrany ny fandraisana mpampianatra ho mpiasam-panjakana eto amin’ny Nosy. Mpampianatra 520 avy eto amin’ny faritr’Analamanga no nisitraka fifanarahana arak’asa. Notanterahina tetsy amin’ny kianjan’ny Makis Andohatapenaka ny lanonana fizarana fifanarahana arak’asa ho an’ireo mpampianatra eto amin’ny Dren Analamanga, ny Sabotsy teo. Nisitraka izany ireo mpampianatra 520 (45 hatramin’ny 55 taona), […]
Basikety N1B (L) : niady ny fihaonan’ny AS Victoire sy Akbb
Niditra tamin’ny andro faharoa, omaly, any Morondava, ny fifaninanana nasionaly N1B Lehilahy, taranja basikety. Azo lazaina ho mifandanja tsara avokoa ireo ekipa mpifaninana rehetra nandritra izay roa andro izay. Fihaonana tena niady ary nampitsanga-mitoetra ny mpijery, ny lalao teo amin’ny As Victoire Boeny sy ny AKBB Analamanga, izay nisaraka tamin’ny […]
Lalaon’ny Nosy (JIOI 2023): naverina ny tae-kwon-do sy ny kick-boxing
Araka ny lahatsoratra nivoaka tamin’ny gazety Week-end, omaly alahady, tatsy La Réunion, averina ho anisan’ireo taranja hifaninanana ny Tae-kwon-do sy ny kick-boxing. Nisy ny fanerena nataon’ireo firenena mpikambana, ka nahatonga ny komity iraisam-pirenen’ny lalao (CIJ), niverina tamin’ny fanapahan-keviny. Raha tsiahivina, nahena ho 12 ny isan’ireo taranja hiadiana medaly volamena, amin’ity […]




