Nomen’ny Seces nasionaly hatramin’ny faran’ny jona ity, hamahana ny olan’ireo mpampianatra mpikaroka ny fitondram-panjakana. Takin’ izy ireo koa raha dila izany fe-potoana izany ny hanesorana tsy misy hatakandro ireo olona, vato misakana ho amin’ny fampandrosoana ny fampianarana ambony. “Tsy maniry ny hikatsoan’ny fampianarana sady tsy te hanan-dratsy vokatry ny tsy […]
Mois : juin 2023
Angaredon’ireo antoko politika miisa dimy: “Ahiana ny korontana amin’ny fihoaram-pefin’ny Ceni”
Nanao fanambarana iraisana ireo antoko politika miisa dimy, ahitana ny MMM, HVM, MTS, MFM ary ny Ampela manao politika, omaly. Tratry ny angaredon’izy ireo ny Ceni sy ny mpanatanteraka manoloana ny fanomanana ny fifidianana sy ny sosialim-bahoaka. Nohitsin’ny fanambarana fa natao tao anatin’ny fanitsakitsahana ny lalàna mifehy ny fifidianana ny […]
Famakiana fiarana ben’ny Tanàna : roa lahy nidoboka am-ponja ao Ambalatavoahangy
Naiditra am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjaben’ Ambalatavoahangy ny jiolahy roa, raha nahazo fahafahana kosa ny iray hafa. Tompon’ antoka tamin’ny famakiana ny fiaran’ny ben’ny Tanànan’i Sambava, ny 23 mey lasa teo ry zalahy ireto. omaly, araka izany, vao nifarana tanteraka ity raharaha ity. Nandritra ny fivorian’ny governoram-paritra 23 sy ny […]
Miandry voandalana tsara !
Any Lafrantsa indray ny filoham-pirenena malagasy, Rajoelina Andry. Tsy re tsaika ny fiaingany. Tsy mba nolazaina mialoha, toy ny mahazatra ny fandaharam-potoanany, raha tsy efa any an-toerana izy. Na izany na tsy izany, zava-dehibe ho an’ny hoavin’i Madagasikara sy ny tontolo politika no nandehanany any. Tsy azo tsinontsinoavina rahateo ny fifandraisana […]
Filoha Andry Rajoelina sy Emmanuel Macron: manohana ny fifidianana demokratika i Frantsa
Notanterahina tao amin’ny lapan’i Elysée, omaly, tany Frantsa, ny fihaonan’ny filoha Andry Rajoelina sy ny filoha Frantsay, Emmanuel Macron. Nivoitra tamin’izany ny fahavononaan’i Frantsa hanohana ny fifidianana hatao eto amintsika. Nohamafisin’ny fanambarana tamin’ny fihaonana fa vonona ny Frantsay hanohana ny ezaka ataontsika amin’ny hanatanterahana fifidianana malalaka sy mangarahara ary demokratika. […]




