Ce n’est désormais plus une rumeur. Le projet de destitution des membres du bureau permanent de l’Assemblée nationale qui a circulé ces derniers jours, est confirmé. Dûment signés par trois députés dont deux sous les couleurs de l’IRD, les documents y afférents ont été déposés mardi. Les informations reçues attestent […]
Mois : juin 2023
Fetin’ny fahaleovantena malagasy: nitondra fandresena ho an’i Madagasikara ireo atleta
Nifanindry an-dalana tamin’ny fetin’ny fahaleovantena malagasy, nitondra ny anjara birikiny nanome fandresena ho an’i Madagasikara ihany koa ireo atleta malagasy, niatrika fifaninanana iraisam-pirenena. Ho an’ny taranja Judo, nanao pao-droa, ka nandrombaka medaly volamena roa tamin’ny “Coupe d’Afrique” sy ny “Open d’Afrique”, natao tany Niamey, teo amin’ny sokajy Junior sy sokajy […]
SOMBIM-BAOVAO
Lalao afrikanina Tafita eo amin’ny famaranana, amin’ny lalao afrikanina amin’ny torapasika ny Teqball malagasy, olon-droa miaraka lahy sy vavy nahitana an’i Fanirisoa Richia sy i Diarra Spencer Erickson. Fihaonana, notanterahina tao Hammamet Tunisie, omaly alatsinainy 26 jona. Niady ny medaly volamena tamin’i Nigeria izy ireo. Tafita amin’ny lalao eran-tany, tanterahina […]
Tenisy – « Davis Cup 2023 »: Mijanona « Groupe V » i Madagasikara
Nihintsana teo amin’ny manasa-dalana ny fifaninanana eran-tany « Davis Cup », izay atao any Kinshasha, ny ekipam-pirenena malagasy, taranja tenisy. Mijanona ao amin’ny “Groupe V” kosa anefa izy ireo. Lavon’i RD Congo, mpampiantrano ny fifanintsanana, tamin’ny isa 2 no ho 1, i Madagasikara, ny sabotsy lasa teo. Teo amin’ny lalao “Simple 2”, […]
“World Cup U19”- Ampahavalon-dalana: I Espagne na i Frantsa no miandry ny Ankoay
Fandresena voalohany ary manan-tantara eo amin’ny tontolon’ny basikety malagasy, ny nandresen’ny Ankoay ny ekipan’i Liban, ny alahady teo, ao anatin’ny fiadiana ny amboara eran-tany, taranja basikety U19. Fifaninanana tontosaina any Debrecen Hongrie. Laharana fahatelo vonjimaika, miaraka amin’ ny Slovenie i Madagasikara, ao amin’ny vondrona B, rehefa resin’i Etazonia ary nandresy […]




