Nikarakara atrikasa tao Antsirabe, ny Antenimieran’ny varotra amerikanina eto Madagasikara (AmCham) sy ny masoivoho amerikanina, ny herinandro lasa teo. Nentina nifampizarana fahalalana sy nanamafy ny fahaiza-manao eo amin’ny sehatry ny fandraharahana izany. Nandray anjara ny vehivavy mpandraharaha maherin’ny 70 avy ao Antsirabe sy ny manodidina. Naharitra telo andro ny atrikasa izay […]
Mois : juin 2023
CEPE : tsara ny voka-panadinana teto an-drenivohitra
Tsara ny vokatra CEPE, teto Antananarivo Renivohitra sy ny Cisco manodidina. Nidina ny fahaizan’ny mpianatra tao Toamasina. Marefo ny vokatra any Kandreho. 77, 10% ny taham-pahafahana fanadinana CEPE teto amin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra, nivoaka tamin’ny faran’ny herinandro. Tsara koa ny voka-panadinana ho an’Antananarivo Avaradrano. 84,24% ny taham-pahafahana raha 82,60% tamin’ny […]
Mpanjono 115: nisitraka kisary ny rojom- pihariana trondro
Notontosaina ny sabotsy teo ny fanofanana ireo mpanjono 115 momba ny ny rojom-pihariana trondro na « cartographie de la chaine de valeur poisson » tao Andranobe atsinanana, Antsirabe, faritra Vakinankaratra. Anisan’ny lohahevitra noresahiny tamin’izany ny fampahafantarana momba ny asa rehetra sy ny mpandray anjara ary ireo pitsopitsony manodidina ny sehatry ny jono. […]
Ozinina mpanodina ronono: hampiakatra ny toekaren’ny tantsaha
Hanatsara ny fidiram-bolan’ny tantsaha mpiompy ao Moramanga ny fahazoana ny milina mpanodina ronono ao an-toerana. Havadika ho yaourt na fromazy ny ronono vokarina ka hanova ny toekaren’ny mponina. Ny zoma teo, tonga tao Moramanga , nanatitra io milina io ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny […]
Fanatontoloana teknolojika: loharanom-pahalalana sy mampiroborobo ny toekarena
Tsy afa-misaraka amin’ny fampandrosoana ny fiarahamonina ny fikirakirana ny teknolojia. Hahafahana mandranto fahalalana sy manangana tetikasa entina manatsara ny toekarena. Izay ny tanjona apetraky ny fikambanana OPTA. Mampisokatra lalana maro samihafa ny fahaizana mikirakira ny teknolojia. Mampahafantatra ny zo sy andraikitra miandry ny tsirairay izy, indrindra amin’ny fampiroboroboana ny fidiram-bola […]




