Fikambanana iray mpanodina fako ho lasa vokatra azo ampiasaina andavanandro ny «Tanjona ny fivoaran’ny tanora » (Tafita). « Te hampahafantatra ny rehetra izahay fa azo aodina tsara ny fako mba hampihenana ny loto eny anivon’ny tontolo iainana », hoy Rasoanatoandro Perline Lalao, filohan’ny fikambanana. Araka izany, manangona fako toy ny plastika sy ny baoritra […]
Mois : juin 2023
Faritra arovana any Boeny: avo dimy heny ny sanda ara-toekarena
Anisan’ny Faritra arovana (AP) any amin’ny faritra Boeny, ny tandavanala Mahavavy Kinkony (CMK), Antrema ary Ankarafantsika. Araka ny fanadihadiana nataon’ny Tahirimbola ho an’ny faritra arovana sy ny tontolo iainana eto Madagasikara (FAPBM), manan-danja, avo dimy heny, ny anjara toekaren’ireo harena voajanahary raha oharina amin’ny sara-pitantanana isan-taona. Mitentina 101,649 miliara Ariary (23 264 […]
Banky Iraisam-pirenena: 1 250 miliara dolara tokony hiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro
Ho an’ny Banky Iraisam-pirenena, tokony hoentina miatrika ny fiovan’ny toetr’andro ny volabe entin’ireo firenena hanohanana seha-pihariana vao mainka manapotika ny tontolo iainana. Anisan’izany ny fandaniana amin’ny fambolena sy ny solika. Namoaka tatitra ny Banky Iraisam-pirenena (BM), ny 15 jona 2023 teo, tany Washington, fa maro ny firenen-dehibe mandany vola fahatany […]
« Star Tour Tanà » : nafana ririnina ny Coliseum
3 andro an-danonana. 3 andro nahitana olona nifanaretsaka, tonga namonjy ny karazam-pialamboly natolotra azy, ny tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe. Nahatratra ny tanjona napetraka ny hetsika « Star Tour Tanà », tontosa ny zoma hatramin’ny alahady lasa teo. Tsy nahasakana ny mpiala voly ny hatsiaka, indrindra nandritra ny fotoan’ny fanentanana sy ny fampisehoana. […]
Fitondrana am-bavaka ny firenena : nanaka-danitra ny antsam-piderana tetsy Mahamasina
Efa mahazatra isan-taona ny « podium » etsy sy eroa, ny afomanga, ny matso ary ny fampisehoana aorian’izay. Niavaka tamin’ity taona ity kosa ny seho ara-pilazantsara lehibe, nitondrana am-bavaka ny firenena tetsy Mahamasina. «Antsam-piderana ho an’ny firenena ». Seho goavambe, tafiditra anatin’ny fankalazana ny faha-63 taona niverenan’ny fahaleovantena izy ity. Notontosaina ny alahady […]




