Hanolotra seho miavaka ho an’ny mpankafy Rija Ramanantoanina sy Lalie, eny amin’ny Le Pavé Antaninarenina, ny zoma 30 jona 2023, ny Grace Event. Hovelomin’i Rija Ramanatoanina sy i Lalie indray ny kanto taloha sy ny nahafantarana azy ireo fahiny. “Seho goavana no hampanantenainay ary mozika miavaka sy manana ny maha […]
Mois : juin 2023
Matoa misy ny resabe: tsy mahalala ny momba azy ny Malagasy
Malilo ny sofina. Samy misintona any amin’izay heveriny fa marina. Samy miseho ho tompon’io fahamarinana io ka tsy manaiky ho lesoka manoloana ny hafa. Ankoatra ireo, mibahan-toerana ihany koa ny asan’ny karazan-kery samihafa. Ao ny manome baiko, mampirisika, mandrahona sy mampatahotra… Satria, tsy an’ny Malagasy ny momba azy fa eo […]
Tenisy – « Davis Cup 2023 »: lavon’ i Madagasikara i Lesotho
Tsara fanombohana ny ekipam-pirenena malagasy, taranja tenisy, nandritra ny fifaninanana eran-tany “Davis Cup 2023”, “Groupe V”, izay tanterahina any Kinshasa RD Congo. Lavon’izy ireo, tamin’ny isa 3 no ho 0, ny mpilalaon’i Lesotho, ny alarobia lasa teo. Teo amin’ny lalao “Simple 2”, resin-dRakotomalala Romeo, tamin’ny seta, 2 no ho 1 […]
Basikety-Mada vs USA: halefa mivantana amin’ny « Ecran géant » ny lalao
Ho fiombonana sy fanohanana ny Ankoay, hiatrika ny fiadiana ny amboara eran-tany U19, hikarakara fandefasana amin’ny “Ecran géant” ny lalaon’i Madagasikara sy Etazonia, ny 24 jona izao, ny ligin’Analamanga, basikety. Eny amin’ny kianja basikety eny Ankatso, ny hanaovana ity fampitana mivantana ity. Hanomboka amin’ny 12 ora ny fotoana ary hisy […]
Kenpo/MMA-Mada 2023: niakatra ny lentan’ny fifaninanana
Niakatra ny lentan’ny fifaninanana ho an’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Kenpo/MMA, taona 2023. Nitombo ihany koa ny isan’ny mpandray anjara. Notontosaina omaly, tetsy amin’ny PK-0 Cheminots Soarano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Kenpo/MMA. Atleta 144 avy amin’ny ligim-paritra 5 (Atsinanana, Analamanga, Vakinankaratra, Matsiatra Ambony ary Itasy) no tonga […]




