Dimanche lors de son intervention sur la chaîne nationale, le président, Andry Rajoelina, a donné trois semaines au ministre de l’Energie et des hydrocarbures, pour mettre fin aux délestages. Chose promise, chose due, a assuré le ministre Solo Andriamanampisoa devant la presse hier à Ampandrianomby. Fin des délestages d’ici trois […]
Mois : juillet 2023
Lalaon’ny Nosy 2023 : hatao eto Antananarivo avokoa ny fifaninanana
Efa nivoaka ireo fotodrafitrasa rehetra handray ny fifaninanana amin’ny laaon’ny Nosy, izay eto Antananarivo avokoa. Anisan’ny nampisalasala farany ny teo amin’ny taranja lomano saingy raha ny navoakan’ny COJI, etsy amin’ ny dobo filomanosan’ny Complexe Vontovorona na ANS Ampefiloha no hanaovana azy, miaraka amin’ny handisport. Anisan’ny nanaitra ihany koa ny nahita […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanainga omaly alarobia 19 jolay, hihazo an’i Chine, ireo solontena malagasy, hiatrika ny lalao “Fiba 3×3 Wuxi Challenger”, taranja basikety. Fifaninanana hotontosaina ny 22 sy 23 jolay ho avy izao. Tohin’ny fiaraha-miasan’ny federasiona malagasy sy ny Fiba, taorian’ny “World Cup” farany teo izao. Niverina nilalao any Frantsa i Benjamin Mendy, […]
Kitra –“Mondial 2026”: hiofana atsy Afrika Atsimo ny Barea
Nambaran-dRakotondrabe Romuald (Rôrô), mpanazatra ny Barea de Madagascar, ny talata lasa teo, tetsy Mahamasina, fa hisy fampivondronana sy fiofanana hatrehin’ny ekipam-pirenena malagasy, hatao atsy Afrika Atsimo. Hotanterahina aorian’ny fahavitan’ny lalaon’ny Nosy izany, raha tsy misy ny fiovana farany. Antony roa lehibe ny hiatrehana izany. Eo aloha ny andro farany amin’ny […]
Kitra Afrikanina : handray anjara amin’ny “Cosafa Cup” ny Barea vehivavy
Anisan’ireo taranja nesorina tamin’ny fifaninanan’ny lalaon’ny Nosy, JIOI 2023, izay atao eto amintsika, ny 25 aogositra – 3 septambra, ny baolina kitra vehivavy. Na izany aza, mandray anjara amin’ny fifaninanana “Cosafa Women’s Cup” ny Barea. Hotanterahina any Afrika Atsimo, manomboka ny 23 aogositra-3 septambra ho avy izao, ny fifaninanana “Cosafa […]




