Voasambotry ny polisy ao amin’ny kaomisarian’Antsiranana, afakomaly, ny tovolahy iray mpisoloky voarohirohy ho nivarotra laza adina Bakalorea. Maro ny fitarainana nataon’olona maromaro voasoloky tamina resaka laza adina Bakalorea amidy amin’ny tambajotran-tserasera. Niainga avy amin’io fitarainana io no nahafahan’ny polisy nanao ny fanadihadiana rehetra ka niafara tamin’ny fahatrarana ity jiolahy ity. […]
Mois : juillet 2023
Moto tra-doza : Lietnà tapa-tongotra, maty rehefa voadidy
Lehilahy iray maty tsy tra-drano. Lietnà an’ny Tafika, vao 22 taona, namoy ny ainy teny amin’ny hopitaly . Nidona tamin’ny fiara ny moto notaingenan’izy ireo. Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Mandrosoa Ivato, ny sabotsy teo. Roa lahy nandeha moto (miaramila manamboninahitra ny iray raha sivily kosa ilay niaraka taminy) no nifandona tamina […]
Tir en l’air du 19 juillet 2023
Basket – Championnat de Madagascar U14: l’ASSM en mode rouleau compresseur
Plus rien n’arrête les deux formations de l’Association sportive de Saint Michel (ASSM) d’Analamanga aux Championnats nationaux de basket des moins de 14 ans filles et garçons. En pleine réussite depuis le début du championnat, les équipes d’Amparibe décrochent une quatrième victoire consécutive aussi bien chez les filles que chez […]
Foot – Inter-clubs de la Caf : Fosa Juniors se retire de la Ligue des champions
Fosa Juniors FC se retire de la Ligue des champions alors que la Fédération malgache de foot désigne Elgeco Plus pour la Coupe de la confédération. Madagascar fera l’impasse sur la Ligue des champions de la Confédération africaine du football (Caf) cette saison. Ni Fosa juniors FC, champion de Madagascar, […]




