« Seha-pikarohana ara-javakanto na « laboratoire de musique » ny Vox Angeli. Ny mozika izay mety sy afaka trandrahana ho kanto dia ezahina avoitra avokoa ». Fanazavana nomen’i Fahombiazana Andrianamelasoa io. Izy no mpitarika ny Vox Angeli Vivace. Mivelatra amin’ny mozika, araka izany, ity amboaram-peo ity, na dia manana fironana […]
Mois : juillet 2023
MFF andiany faha-18 : fantatra ny mpitsara ny fifaninanana
Navoakan’ny tomponandraikitra, omaly, ny mpitsara voafidy mialoha, hitsara ny fifaninanana mandritra ny “Madagascourt Film Festival” (MFF) andiany faha-18. Miisa 5 izy ireo, ahitana olona manana ny maha izy azy eo amin’ny sehatry ny horonantsary. Ity hetsika lehibe ity izay hotanterahina ny 18 hatramin’ny 26 novambra 2023, eto Madagasikara. Mandrafitra izany […]
Tontolon’ny hira sy ny valiha : hotsaroana Randafison Sylvestre
Mitsingerina tamin’ity taona ity ny faha-20 taona nahalasanan’ilay andrarezin’ny hira malagasy, Randafison Sylvestre. Hisy ny hetsika hoenti-mahatsiahy ny zava-bitan-dRandafison Sylvestre, mpitendry valiha malaza maneran-tany. Ao anatin’ ny fandaharam-potoana ny fijoroana vavolombelon’ireo nifanerasera taminy fony fahavelony. Anisan’izany ny fianakaviana sy ny mpitendry zavamaneno toa an-dRakotomavo Germain sy Ratovo Luc Olivier, sns, […]
Kaominina Ambinanidilana : faritra manan-karena fa saro-dalana
191 ireo kaominina mandrafitra ny faritra Atsinanana. Iray amin’ ireo ny kaominina ambanivohitr’ Ambinanidilana. Anisan’ny toerana iray manan-karena amin’ny lafiny maro ao amin’ny distrikan’ i Mahanoro. Ahitana vokatra fanondrana maro samihafa any amin’ny kaominina ambanivohitra Ambinanidilana. Anisan’izany, ny vanila, jirofo, kafe, poivre, vary, paraky gasy… Ahitana omby sy kisoa koa […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy mitovy ny zom-pirenena sy ny fiaviana. Zava-dehibe tsy tokony hohamaivanina ny momba ny fizakana zom-pirenena, raha ny fanehoan-kevitry ny kandidàn’ny antoko Tsara tahafina, i Paraina Auguste. Tokony ho ny lalàna ihany no tokony hampiharina. Maninona ny zanaka no alefa any ivelany, raha hita fa mandeha tsara ny fampianarana eto […]




