Nanao tatitra ny asa vita nandritra ny 5 taona ny filoham-pirenena Rajoelina, ny alahady teo, nandritra ny fandaharana manokana nataony ho an’ny Malagasy. Raha ny tombana dia fahombiazana satria nahatratra 4 198 ny isan’ny efitranon-tsekoly natsangana nandritra ny 5 taona. 209 000 ireo zaza malagasy nahazo toerana ianarana indray. Misy […]
Mois : juillet 2023
CUA : mivory ny filankevitra monisipaly
Nanomboka omaly, ary hifarana rahampitso ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny filankevitra monisipaly, ao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Mitarika izany ny filohan’ny filankevitra, Andriamparany Ralitera sy ny sekretera jeneralin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, Randrianoely Martin, izay nisolo tena ny ben’ny Tanàna . Miisa 20 ireo lahadinika natolotra hodinihina mandritra ny fivoriana izay miompana […]
Nitombo ny mpiadina Bakalorea : mifarimbona ny minisitera 3 tonta
Vokatry ny fiakaran’ny isan’ireo tanora miatrika ny fanadinana Bakalorea dia mifanome tanana ny minisitera 3 tonta amin’ny fampandehanana ny fanadinana. Nandritra ny fidinana teny amin’ny foibem-panadinana LMA Ampefiloha, omaly, nataon’ny minisitra Assoumacou Elia Béatrice, no nilazany fa ifarimbonan’ny minisitera telo tonta ny fampandehanana ny fanadinana Bakalorea satria nitombo be ny isan’ny mpiadina. Mandray anjara […]
Harena andranomasina: tranga ara-boajanahary ny mahafaty ny trozona
Tafiditra ho anisan’ny harena arovana ny trozona. Tato anatin’ny taona vitsy, mitombo isa ny trozona maneran-tany noho ny fiarovana atao azy. Sarotra ny fanjonoana azy ireny raha eto Madagasikara manokana. Tsy mitombina ny fanjonona ny trozona eto amintsika. Misy karazany maro ny antony mahatonga ny fahafatesany. “Misy amin’ireo trozona no […]
Fifanakalozana ara-barotra: vonona ny angon-kevitra ara-pamokaran’i Madagasikara
Nisy ny atrikasa fiofanana momba ny fanangonana, fanamarinana, fankatoavana ary famahanana ny angona momba ny rafitra fanapariaham-baovao mikasika ny famokarana (AIMS). Natao izao hanatsarana ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’ireo firenena mpikambana eo anivon’ny Southern African Community Development Community (SADC). Lamina fampitam-baovao ao anatin’ny tetikasa STOSAR ny AIMS. Anisan’ny firenena mpikambana […]




