Fihetsika mahavariana, mety mampitaintaina mihitsy aza. Tao koa ny fihomehezana ! Natambatry ny ankizy sy ny tanora eo anivon’ny Graines de bitume avokoa ireo fihetseham-po ireo, nandritra ny fampisehoana «cirque» notontosainy tetsy amin’ny Alliance Française Antananarivo, ny faran’ny herinandro teo. Na milingilingy aza, kinga. Na mifampiankina aza, matanjaka. Na mifanipy […]
Mois : juillet 2023
“Kpop World Festival”: mahazo laka ny kolontsaina koreanina
Tontosa ny sabotsy 15 jolay 2023, teny amin’ny Institut française de Madagascar (IFM) Analakely, ny famaranana ny «Kpop World Festival” teto Madagasikara. Fifaninanana mandihy, maneho ny kolontsaina koreanina no natao tamin’izany, izay nokarakarain’ny masoivohon’i Korea Atsimo eto Madagasikara. Maro ny vondrona malagasy mpandihy, nandray anjara tamin’ izany. Nahazo ny laharana […]
“Nampoina: ny riaka no valampariako”; Mendrika sy ho an’ny rehetra ny horonantsary
Haikanto manana anjara lehibe amin’ny fanabeazana sy fitaizana ny horonantsary. Mahavita izany tokoa ity horonantsarin’ny fikambanana Valamparihy ity, maneho sy mampahafantatra ny tantaran’Andrianampoinimerina. Notontosaina teny amin’ ny Canal Olympia Andohatapenaka, ny 15 jolay 2023, ny lanonana fampahafantarana voalohany ny horonantsary «Nampoina: ny riaka no valampariako». Olo-manan-kaja maro samihafa no tonga […]
Vokatra baobab: mahasitrana aretina toy ny kohaka, rera-tsaina ary sempotra
Ahitana baobab maniry betsaka indrindra any amin’ny sisiny andrefan’i Madagasikara iray manontolo. Manomboka amin’ny sisin’Ihorombe ka hatrany Morondava izany. Tsy mbola mahafantatra ny maha zava-dehibe sy ny soa azo avy aminy, ny ankamaroan’ny Malagasy. Haren’ ny firenena sy mahasalama ny olona ny fisiany sy ny fihinanana ny vokatra. Aman-jatony ny […]
Loabary an-dasin’ny Mihava Tour : “Tsy hain’ny mpitondra ny fitsinjaram-pahefana”
Namory ireo solontena maherin’ny 1 000, tetsy Mandrimena Andoharanofotsy, ny sabotsy teo, ny Mihava Tour Pro Siteny. Nambaran’ny mpanorina, ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny, tamin’izany fa tokony hianatra ny mpitondra. “Mahagaga fa tsy fantatr’izy ireo ny fitsinjaram-pahefana. Olom-boafidy no mitantana izany rafitra izany ary omena vola mahaleo tena izy ireo. Fahefana omena […]




