Mois : juillet 2023

FANTINA sy FINTINA

Nihaona tamin’ireo tanora tetsy Andraharo ny mpitarika ny HVM, Rajaonarimampianina Hery, ny sabotsy teo. “Hotohizantsika ny fisandratana efa natomboka”, hoy izy. Nambarany fa mila fahendrena sy fahaizana ary fahafoizan-tena ny fitiavan-tanindrazana. Eo koa ny fanajana ny lalàmpanorenana sy ny demokrasia ary ny fahalalahana amin’ny lafiny rehetra. “Didim-panjakana iny. Inona moa […]

Lalàna dia lalàna

Nivoaka iny ny tetiandrom-pifidianana. Lasa izao… Tsy azo ihodivirana intsony ny raharaha? Ny miatrika sy mandroso no mety. Haninona na hitaky inona indray ny mpanohitra? Izay mitranga sy atao rehetra, saika tsy mety amin-dry zareo avokoa. Izay ve no hoe manohitra? Mitsikera, manaratsy, manakorontana, mandrava aza. Tsy hita izay mety […]

Fanafoanana delestazy: hotsaraina afaka telo herinandro ny minisitra

Niaiky ny filoha Rajoelina Andry tamin’ny fandaharana manokana, omaly, tamin’ny TVM/RNM fa mijaly sy mikaikaika noho ny delestazy ny vahoaka. Nampitandrina ny minisitry ny Angovo ny tenany ka manome telo herinandro, hitondrana vahaolana. Anisan’ny nitondrany fa­na­zavana ny momba ny olan’ny Jirama. “Tsy maintsy ahitana vahaoalana izany ka tsy hisy delestazy […]

TSELATRA

Maty notirifin’ireo jiolahy tao an-tranony eny Antsa­habe Ambatomirahavavy, ny asabotsy hariva teo ny zandary iray. Jiolahy telo nirongo basy mahery vaika no tompon’antoka tamin’ny fanafihana. Nofatoran’ireo olon-dratsy kosa ny vady aman-janany. Finday telo sy vola 60 000Ar ary peratra volamena anefa no nalain’ireo jiolahy. Taorian’ny fikarohana, jiolahy roa no efa […]

Mandraka: tratra ireo jiolahy mpangalatra vy amin’ny pylone-n’ny Jirama

Tratra, ny sabotsy teo ireo jiolahy telo voarohirohy ho tompon’antoka tamina halatra vy tamin’ny pylone faha-82 mi­­tondra ny herinaratra mahery vaika avy ao Mandraka mihazo ny foibem-pihaonan’ny tam­bajotram-pifandraisana ao Ambohimanambola. Tazonina anaovana famotorana ao amin’ ny borigadin’ny zandary ao Am­bohimanambola ireto jiolahy ireto. Hatolotra ny fampanoavana kosa izy ireo aorian’ny […]