Mois : juillet 2023
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2022-07-12
Nihena ny vokatra : nahatratra 14 390 t ny letisia naondrana
Tapitra tamin’ny 27 janoary 2023 ny taom-piotazana sy ny fanondranana letisia avy eto Madagasikara mankany ivelany. Araka ny antontanisa navoakan’ny Foibe teknika mikasika ny zava-maniry any Toamasina (CTHT), nihena ny vokatra raha oharina tamin’ny taom-pamokarana 2021-2022. Nidina ho 14 390 t ny letisia naondrana tany ivelany ny taona 2022-2023, ka nalefa […]
VAOVAO TAMBATRA
Saika tapaka daholo ny famatsian-drano teto an-drenivohitra sy ny manodidina, omaly atoandro hatramin’ny hariva. Araka ny fanambaran’ny Jirama, nisy simba ny fantsombe mamatsy rano eny Ampandrianomby, Ambatoroka ary Ambodifilao. Efa niverina tsikelikely ny famatsiana nanomboka tamin’ny 6 ora hariva. Efa mihoatra ny 5 000 Ar ny sandan’ny 1 euro. Manodidina […]
Fiarovana ny tontolo iainana: miainga amin’ny tsirairay ny asa maharitra atao
Miankina amin’ny olombelona ny hoavin’ny tontolo iainana. Mila tonga saina amin’ny tokony hataony ny tsirairay hamerenana indray ny hakanton’ny harena voajanahary. Mila tonga saina amin’ny fahapotehan’ny tontolo iainana ny olombelona. Mpiara-belona amin’ny rohivoaary isika kanefa tsy mahafantatra ny lanja entiny ho an’ ny olombelona. Antony nahatonga ny hetsika “Portes ouvertes […]




