Mois : juillet 2023

INDRAY MIJERY

 Maherin’ny 500 000 isan-taona ny olona matin’ny fanafody sandoka, araka ny tatitra navoakan’ny Firenena mikambana misahana ny fahasalamana. Tafiditra anatin’izany ny eto Madagasikara. Maro ny antony, mety ho tsy fahatomombanan’ny fitehirizana azy na ny famokarana sandoka mety hitera-doza.  Manao vaksiny miaro amin’ny Covid-19 ho an’ny zokiolona mandray volan’ny fisotroan-dronona ny […]

CUA : vonona hamita ny andraikiny ny mpiasa

Nisy ny fihaonana teo amin’ireo mpiasa sy ny mpitantana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, omaly. Notanterahina tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely izany. Nitarika ny fihaonana ny solontenan’ny ben’ny Tanàna, Razafimandimby Rija Ethel Niaina sy ny lehiben’ny Vondrona monisipaly, ny kaomisera Whenss Ostrom. Maro ny lahadinika nifampiresahan’izy ireo nandritra izany. Anisan’ny […]

Andron’ny mponina : tanjaky ny fampandrosoana ny vehivavy

Miantoka ny ampahany betsaka amin’ny fampandrosoana ny firenena ny vehivavy. Mendrika ny hohenoina izy ireo hisian’ny fahalalahana sy hampanjakana ny miralenta. Nomarihina, omaly, teny amin’ny distrikan’Am­bohidratrimo, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mponina. Fanalalahana ny fahefana ho miralenta ny lahy sy ny vavy : “hohenoina ny hevitry ny vehivavy sy ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Norombahan-dRanaivo Tojo ny Mada-Run izay notanterahina ny alahady lasa teo, teny Arivonimamo. Marihina fa tamin’io fotoana io no natao ny “Run 2 ème manche”, taranja Rally. Norombahan-dRanaivo Tojo, mpanamory ny fiara Mitsubishi Evo X ny amboara rehefa nandresy an-dRafanomezantsoa Jean de Dieu, teo amin’ny lalao famaranana, izy. I Cameroun sy […]