Mpangalatra fito lahy tra-tehaky ny zandary tao Ambatolampy, afakomaly. Nampitaraina ny mponina manodidina, mirongatra ny halatra kisoa sy omby. Nanao vela-pandrika ny zandary miasa ao an-toerana. Lehilahy malaza ratsy amin’ny halatra biby fiompy no tra-tehaka teo am-pamonoana kisoa. Nahitana omby koa teo aminy nalahatra ho vonoina. Olona iray hafa voasaringotra […]
Mois : juillet 2023
Mpianaka niara-maty : zazavavy sivy taona voatifitra
Nisy nitifitra tampoka tao anaty haizina ny raim-pianakaviana sy ny zana-badiny. Niara-namoy ny ainy teny amin’ny hopitaly, noho ny ratra mafy nahazo azy izy mianaka. Niara-maty teny amin’ny hopitaly ireto mpianaka, voatifitry ny olon-dratsy, ny alakamisy alina lasa teo. Tara-jiro, fanaon’ny olon-dratsy any amin’ny tany be malaso, no nitarika ny […]
Tir en l’air du 11 juillet 2023
Championnat d’Afrique Juniors: la judokate Natacha Razafindrakalo en lice
Madagascar abritera l’édition 2023 du Championnat d’Afrique juniors le 27 juillet, à Antananarivo. En attendant la liste complète des combattants sélectionnés, trois judokas sont sûrs de disputer la compétition : Laura Rasoanaivo-Razafy (-70 kg filles), championne d’Afrique en titre, Lova Mahaisoa Randrianasolo (-73 kg garçons), médaillé de bronze de l’édition […]
Projet village copain du monde : Cinq jeunes rugbymen en action en France
La Coupe du monde de rugby, en France en septembre, avance à grands pas. Trois mois avant cette grand-messe mondiale, cinq jeunes des associations de rugby d’Analamanga, d’Amoron’i Mania et de Boeny vivent déjà dans l’ambiance de ce rendez-vous parisien. Ainsi, Aina Andréa Bruno et ses camarades participent au projet […]




