Efa fotoam-bita! Tapitra ny alakamisy 20 jolay ny fanadinanana bakalorea eto Madagasikara. Io alakamisy io koa ny “Manala azy” hatramin’izay. Hiditra amin’ny andiany faha-30 ny “Manala azy” miaraka amin’ny Olombelo Ricky amin’ ity, ao Antsahamanitra ihany, hanomboka amin’ny 5 ora hariva. “Mbola mijery ny “Manala azy” miaraka amin’ny Olombelo Ricky […]
Mois : juillet 2023
Fakafaka: Olon’ny siansa ny Malagasy
Tsy ny sokajy safidian’ny mpiadina hanala ny fanadinana bakalorea akory dia ampy ilazana fa « tsy manana saina hoenti-miatrika ny taranja Matematika, Fizika sy Simia, SVT… ny Malagasy » ! Tsy io tranga io akory no ilazan’ny sasany fa : « ahiana ny hoavin’i Madagasikara, satria, lasa literera (mirona any amin’ny haisoratra sy fandalinan-kevitra, filozofia…) […]
“Festival Somarôho”: hisy mpanakanto efatra avy any ivelany
Hiditra amin’ny andiany faha-10 ny “Festival Somarôho”. Hanatevin-daharana ireo mpanakanto avy eto an-toerana ry zareo avy any ivelany. Efatra ireo vahiny handray anjara mandritra ny “festival”. Haharitra roa herinandro, manomboka ny 2 jolay-13 aogositra ny festival “Somarôho Océan Indien”, andiany faha-10. Hotanterahina any Nosy-Be Hell Ville, karakarain’ny tarika Wawa ny […]
Fanodinana fako : afaka avadika ho lamaody sy haingon-trano
Mbola vitsy ary tsy marisika ny hividy ireo akora voahodina avy amin’ny alalan’ny fako ny Malagasy, raha ny zava-misy. Mbola maro ny mihevitra azy ireny ho fako hatrany, raha ny fanadihadiana natao. «Miakatra ny tahan’ ny “gaz à effet de serre” (entona ratsy) rehefa mitoby be loatra ny fako”, hoy […]
FANTINA sy FINTINA
Notendren’ny Papa Fransoa, omaly, ho evekan’ny diosezin’Antsirabe ny Mgr Andriantsoavina Jean Pascal. Eveka mpanampy eto amin’ny diosezin’ Antananarivo nanomboka ny jolay 2019. Tsiahivina fa hisolo tena ny Fivondronamben’ny eveka eto amintsika any amin’ny synaoda any Roma ny tenany ny oktobra izao. Hotanterahina etsy amin’ny FLM Ambatovinaky, rahampitso, ny fakan-kevitry ny […]




