Tsy mitazam-potsiny ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika ny lalaon’ny Nosy, ny minisitra mpiahy, ho an’ny taranja Volley-ball. Lelavola 2 tapitrisa Ar no natolotry ny minisitry ny Rano sy Fanadiovana ary Fidiovana ny ekipam-pirenena. Solon’ny saran-dalana ity natolotra ity satria mbola fanazarantena “libre” no tanterahin’ny federasiona amin’izao. Anisan’ny minisitera mpiahy ity FMVB […]
Mois : juillet 2023
Basikety – JIOI 2023 : hanofana ny Malagasy mpilalao i Naoufal Uariachi
Samy manao izay ho afany ao anatin’ny fanomanana ny lalaon’ny Nosy ny federasiona tsirairay, amin’izao fotoana izao. Anisan’izany ny taranja basikety. Nambaran’ny filohan’ny federasiona malagasy, Ramaroson Jean Michel fa hiezaka ny hanome vokatra tsara araka izay azo atao ny taranja basikety. “Manoman-tena amin’ny fahafahan’ny FMBB ny ekipa nasionaly ka araka […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanohy ny fampiharana ny hetsika “Saemaul Undong” i Madagasikara. Hatomboka eny amin’ireo tanàna vaovao hanaovana ny tetikasa ‘titre vert” izany. Mifototra amin’ny hevi-dehibe telo ny “saemaul undong”, ny ezaka iraisana ho amin’ny fanovana ny toe-tsaina, ho amin’ny fahaleovantena na fiatrehana irery ary ny fiaraha-miasa ka ahafahana mampivoatra koa ireo fiarahamonina […]
Taninketsa indostrialy : hamelon’aina ny toekaren’ny faritra Atsinanana
Hanova ny fiainan’ireo mponina ao amin’ny distrikan’i Vatomandry sy Brickaville ny taninketsa indostrialy napetraka any an-toerana. Ny alakamisy teo, nandray ny milina fanamboarana gilasy fitehirizana sakafo ny tao Vatomandry. Mivelona amin’ny jono ny ankamaroan’ny mponina noho ity toerana ity misy ranomasina sy ranomamy. “Mahatratra 3 taonina isan’andro ny gilasy vitan’ity […]
Lalana : hanamboatra tetezana lava indrindra
Nisy filankevitry ny minisitra manokana miompana amin’ny fanamboaran-dalana, natao omaly 7 jolay. Anisan’ny nisongadina ny hanamboarana tetezana lava indrindra eto Madagasikara eo ambonin’ny reniranon’i Mangoky. Hanao ny asa ny orinasa CRBC. Efa madiva hifarana ary hotokanana tsy ho ela ny lalam-pirenena fahasivy (RN 9), mampitohy ny faritra Atsimo Andrefana sy […]




